♦ Voatendry ho Provinciale vaovaon'ny Masera Filles de Marie Auxiliatrice na ny FMA eto Madagasikara, i Masera Rafaraonisoa Blandine na i Sœur Fara... ♦ Nitombo avo roapolo heny ny tinady amin'ny fanafody CVO+ tato anatin'ny telo herinandro izao... ♦ Mbola tsy afaka tanteraka ny kere any amin'ny Faritra Androy, na nisy orana nilasaka aza tany an-toerana...
Vehivavy mahery, miatrika ny vanim-potoana ankehitriny. Ny atao hoe vehivavy mahery dia vehivavy mahafantatra ny tenany, mankafia ny tenany ary tsara fifandraisana amin’ny hafa. Miteraka voka-tsoa ho azy sy ho an’ny manodidina azy izany…
Zoma 26 marsa 2021 — Herinandro fahadimy amin'ny Karemy — Indro ankehitriny ny fotoana tsara, indro ankehitriny ny androm-pamonjena — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 10, 31-42
♦ Natomboka androany ny fizaràna ny CVO+ ho an'ny mpitandro filaminana ho fisorohana ny fiparitahan'ny Covid-19... ♦ Nahazo tale jeneraly vaovao ny Samifin. Voatendry hisahana izany andraikitra izany Andriamatoa Rajaonarison Mamitiana... ♦ Manameloka ny fanasoketana ny filoha nasiônaliny ataon'ny olona sasany anatin'ny fitondrana ny antoko Freedom...
• Hotanterahana ao amin'ny kianjan'ny Kolejy Masina Misely Amparibe ny alahady 21 septambra 2025, ny fanamasinana ho Eveka an'i Mompera Mamiarisoa Modeste Randrianifahanana... • Nankalaza ny fanandratana ny Hazofijaliana Masina ny Diosezin'i Port-Bergé... • Mamelona indray ny fanantenana ny famafana ny ranomaso, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fankalazana ny Jobilin'ny Fanalana Alahelo...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco