Teny finoana ho an'ny Eglizy katolika ny nampakarana any an-danitra i Masina Maria, izay nambaran'ny Papa Pie XII tamin'ny alalan'ny constitution apostolique "Munificentissimus Deus", ny 01 novambra 1950, constitution apostolique. Ilay Renin'Andriamanitra virjiny madio indrindra, rehefa nahavita ny fiainana teto an-tany dia nakarina vatana sy fanahy any amin'ny voninhaitry ny lanitra. Fandalinana momba an'i Masina Maria miaraka amin'i P. Hervé Solofoarimanana
♦ Sorona Masina sy fizarana ny Sakramentan'ny marary ary famangiana marary no nanamarihana ny Andro Eran-tany ho an'ny marary androany, tao amin'ny Arsidiôsezin'Antsiranana... ♦ Miantso voin-kava-mahatratra, noho ny takaitran'ny rivodoza Batsirai, amin'ireo katôlika rehetra ny Fivondronamben'ny Evekan'i Madagasikara... ♦ Hivahiny any Malta ny Papa François, ny 2 sy 3 aprily 2022...
♦ Hiroso amin'ny fitokonana faobe ireo vadintany sy mpanao lavanty manerana an'i Madagasikara, manomboka amin'ny alatsinainy izao... ♦ Tsy misy fiovana ny datim-panadinana amin'ity taom-pianarana ity, na teo aza ny valan'aretina sy ny faharatsian'ny toetrandro... ♦ Mijanona ho 94 hatramin'izao ireo namoy ny ainy vokatry ny rivodoza, raha ny tatitra avy amin'ny BNGRC...
Ny fahatsarana eo amin'ny tokantrano dia toy ny mandeha ho azy, avy amin'Andriamanitra ny fahatsarana. Ny fahasarotana dia ilay tsy araka ny nandrasantsika sy tsy nampoizintsika. Sedra tsy maintsy andalovana izy ireny ka mila mifikitra amin'Andriamanitra hatrany amin'ny famahana izany. Ny fahatsarana sy ny fahasarotana dia samy mamolavola ny tsirairay hanamafy ny fifankatiavana eo anivon'ny tokantrano...
• Hotanterahana ao amin'ny kianjan'ny Kolejy Masina Misely Amparibe ny alahady 21 septambra 2025, ny fanamasinana ho Eveka an'i Mompera Mamiarisoa Modeste Randrianifahanana... • Nankalaza ny fanandratana ny Hazofijaliana Masina ny Diosezin'i Port-Bergé... • Mamelona indray ny fanantenana ny famafana ny ranomaso, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fankalazana ny Jobilin'ny Fanalana Alahelo...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco