♦ 58,56% hatramin'ny afak'omaly, ny tahan'ny fisoratana anarana ao amin'ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy, hoy ny teo anivon'ny CENI... ♦ Nitokona nanomboka omaly ny mpiasa ao amin'ny sampandraharaha misahana ny maha-olona, ao amin'ny ministeran'ny fanabeazam-pirenena, noho ny tsy fanekeny ny fanalana ny lehiben'izy ireo... ♦ Nihena avoka amin'ny ankapobeny, ireo karazana asa ratsy sy asan-jiolahy tao amin'ny fiadidian'ny vondrotobim-paritr'Imerina Centrale, raha ny tatitra ny zava-nisy tato anatin'ny 2 taona farany... ♦ Tafakatra 89 isa ny olona namoy ny ainy, voakatry ny fanafihan'i Ukrainiens ny trano lehibe iray nitoeran'ireo miaramila Russe...
Amin'ny alalan'ny Batemy no handraisantsika na ahazoantsika ny finoana ary tsy vitan'ny hoe azo na raisina fa mila fanabeazana, mila halalinina ary hampitomboina. Tsy mitovy avokoa ny fomba entin'ireo ray aman-dreny maneho ny finoany fa miankina amin'izay fanabeazam-pinoana azony tamin'ireo ray aman-dreniny tany aloha ihany na ireo razany tany aloha. Katesizy momba ny fianakaviana sy ny Sakramentan'ny Batemy, iarahana amin'i P. Rafaralahimboa Justolat.
Alarobia 4 janoary 2023 — Mialoha ny Nisehoan'ny Tompo — Andro masina no manazava antsika: tongava, ry firenena, ary avia hitsaoka ny Tompo ; satria nidina ety ambonin’ny tany ny Hazavana lehibe — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 1, 35-42
♦ 58,56% ny tahan'ny fisoratana anarana ao anatin'ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy, hoy ny CENI androany. Hiroso tsy ho ela amin'ny fanisàna ireo voafonja heverina ho tsy very zo ny CENI... ♦ Nitokona nanomboka androany ny mpiasa ao amin'ny sampandraharaha miandraikitra ny lafiny maha-olona, eo anivon'ny ministeran'ny fanabeazam-pirenena. Tsy eken'izy ireo ny fanalàna tamin'ny toerany ny lehiben'ny sampandraharaha iray eo anivon'ity ministera ity... ♦ Miisa 7 ny fakàna an-keriny nisy tany Anjozorobe tamin'ny taon-dasa ka 155 ireo olona voasambotra tamin'izany...
Notendren’ny Papa François ho Eveka’ny Diosezin’i Fenoarivo-Atsinanana i P. Mareck Ochlak, Lehiben’ny Fikambanana Oblats de Marie Immaculée, ao amin’ny Province Pologne amin’izao fotoana izao.
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco