Sabotsy 26 marsa 2022 — Herinandro fahatelo amin'ny Karemy — Hitsangana aho ho any amin’ny raiko, ka hanao aminy hoe: “Dada ô, nanota tamin’ny lanitra sy teo anatrehanao aho.” — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 18, 9-14

♦ Vavaka hisian'ny fiadanana sy ny fandriam-pahalemana any Russie sy Ukraine : notanterahina tetsy amin'ny fiangonana Md François-Xavier Antanimerana... ♦ Niresaka nivantana tamin'ny filoham-pirenena, ny filohan'ny fivondronamben'ny Eveka Mgr Marie Fabien Raharilamboniaina, mikasika ny fankana an-keriny any Mahabo... ♦ Hasongadina amin'ny fahatsiarovana ny tolo-panafahana 1947 amin'ity taona ity ny fampandraisana anjara ny ankizy, hapitana ny fitiavan-tanindrazana...

♦ Nankasitraka ireo rehetra niara-niombom-bavaka tamin'ny fanentanan'ny Papa François, ny Nonce Apostolique Paolo Rocco Gualtieri... ♦ Nanao fitsidihana pastôraly tao amin'ny Diôsezin'Ambanja ny Administrateur Apostolique, Mgr Benjamin Marc Ramaroson, Arsevekan'Antsiranana... ♦ Fanomezana sarobidy ho an'ny tantara ny fahanterana, hoy ny Papa François, nandritra ny katesizy ny alarobia 23 marsa 2022...

Nahomby amin'ny ankapobeny ny tetik'asa niarahan'ny sampandraharahan'ny firenena mikambana misahana ny sakafo sy ny fambolena na ny FAO sy ny governemanta malagasy notanterahana tany amin'ny Faritra Sava. Tetik'asa nampihena ny fifindra-monin'ny mponina mankany ivelany indrindra fa ny vehivavy.

[Miara-dàlana] Zoma 12 septambra 2025

• Hotanterahana ny 14 hatramin'ny 18 septambra 2025, ny fiofanana iraisam-pirenena ho an'ny pretra aomonie sy ny mpitantana ara-panahy ny skoto aty Afrika... • Mankalaza ny faha-70 taona niorenany ny Masera Fo Madion'i Maria ao Antsiranana... • Hampitambatra sy hampiray ny finoana sy ny antokom-pivavahana, fa tsy hampisara-bazana, hoy ny Papa Léon XIV...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...