♦ Tsy nampihemotra ny mpiasan'ny JIRAMA tsy hitokona omaly ny didy fanerena niasa nosoniavin'ny Ministry ny Angovo sy ny Ankoran'Afo. Manome 24 ora ny filohan'ny Repoblika ny mpiasa mitokona hamaha ny olan'ny orinasa... ♦ Nohamafisin'ny valin'ny fitiliana ny singa nalefa tany Frantsa fa nisy poizina mahery vaika ny sakafo nohanin'ireo olona nanatrika ilay fanasana nahafatesana olona 28 teny Imerinkasinina... ♦ Azo ovaina ny lalam-panorenana raha toa izay no mahasoa ny firenena hoy ny sekretera jeneralin'ny vovonana IFI, ny mpitandrina Nestor Razafindramanitra... ♦ Nanaiky ny hanafaka takalon'aina israeliana miisa 10 ny vondrona Hamas...
Ny Lahika dia tsy maintsy manaiky ho tantanina amin'ny fampianaram-pinoana mba tsy hivaona amin'ny lalana nosoritana ho azy, ny lalan'ny fahamasinana. Ny Eveka sy ny Pretra no mpampianatra ny Lahika voalohany. Fadiana ny manaraka na mivavaka amin'olona na mifototra amin'ny firehin-kevitra manokana... Katesizy momba ny antso - Loloha lanitra - ho amin'ny fahamasinana ao amin'ny Eglizy, iarahana amin'i P. Wagner Randriamampandry.
• Voamarina fa fanapoizinana niniana natao no nitranga teny Ambohimangakely, izay nahafatesana olona am-polony, raha ny vokatry ny analyse natao tany Frantsa... • Nanomboka androany teny Soanierana ny fitokonana fanairana ataon'ny Tambaben'ny Mpiasan'ny Jirama. Manome 24 ora ny fitondram-panjakana izy ireo mba hamahana ny olana... • Adihevitra misokatra ny momba ny fanamabrana an-kolaka nataon'ny olom-boafidy tany Matsaitra Ambony, amin'ny tokony hanohizan'ny Filoha am-perinasa ny fitantanana ny firenena, ka hanovana ny Lalam-panorenana, hoy ny Vovona IFI...
♦ Manome fe-potoana 24 ora hitadiavana vahaolana momba ny fitakiana ireo mpiasan'ny JIRAMA. Feno hipok'ireo mpiasa ny foiben'ny JIRAMA eny Soanierana, izay toerana anaovan'izy ireo fitokonambe... ♦ Namoaka "ordre réquisition" ny Ministeran'ny Angovo sy ny Akoran'afo ny maraina teo, manoloana ity fitokonamben'ny mpiasan'ny JIRAMA ity... ♦ Mitaky ny marina momba ny antony nahatonga ireo fahapoizinana ara-tsakafo niseho tato ho ato ny Kmf/Cnoe. Namoaka fanambaràna momba ireo olana ara-tsôsialy samihafa misy ity mpikambann'ny Firaisamonim-pirenena ity... ♦ Notafihan'i Rosia tamin'ny alalan'ny Drones +700 isa i Ukraine omaly...
• Mibanjina, mitandrina ary mahafoy: izay no hafatra napetrak'i Mompera Rakotondranaivo José Gaston, Provinsialin'ny Fikambanana Salezian'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maurice, nandritra ny voady voalohany nataon'ireo frera miisa 13 mirahalahy avy eo anivon'ity fikambanana ity... • Notanterahana tao anatin'ny efatra andro ary nifarana omaly, ny “Festival de la diaconie de la beauté” sy ny “Foire du Diocèse vert”, tany amin'ny Arsidiosezin'Antsiranana...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco