03 desambra — Teraka tao Navarre ny 07 aprily 1506 i François Xavier. Francisco de Jasso y Azpilicueta no anarany. Nanana lapa ny rainy Juan de Jasso. Avy amin'ny fianakaviana tao Basse-Navarre izy. Ny reniny kosa, María de Azpilicueta, avy amin'ny fianakaviana tao Baztan.
Ho antsika kristiana dia ny Fitiavana araka ny Evanjely ihany no hihainana amin'ny fiainana andavanandro. Voalohany amin'izany dia ny Fitiavana an'Andriamanitra ary ny faharoa dia ny Fitiavana ny namana. Ny vavaka no marika ho fitiavantsika an'Andriamanitra. Ny vavaka iombonana sy ny vavaka samirery no tokony himasoantsika mandrakariva. Katesizy momba ny fitiavana sy ny fiainana, iarahana amin'i P. Mitsinjo Luc Rason.
Sabotsy 3 desambra 2022 — Herinandro voalohany amin'ny Fiavian'ny Tompo — Taona A — Manandrata feo eny amin’ny tendrombohitra, ianao izay mitory teny soa; indro fa tonga amin’ny heriny ny Tompo — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 9, 35 — 10, 1. 6-8
♦ Ny alahady 12 febroary 2023 no hapetraka amin'ny toerana maha Evekan'i Mahajanga azy i Mgr Zygmunt Robaszkiewicz... ♦ Miantso fikaonan-doha ny Foiben'ny Fanabeazana Katôlika, manoloana ny nandaniana ilay tolo-dalana fanavaozana ny rafi-pampianarana, teny Tsimbazaza. Tsy omena lanja ny fanabeazana, raha Solombavam-bahoana 13 no nandany izany, hoy ny Talen'ny DINEC... ♦ Efa ho telo herinandro izao no miverina miaina ao anaty “délestage” indray, ny ao an-tampon-tananan'i Morondava. Nanipy andraikitra any amin'ny Préfet, ny Talen'ny Jirama any an-toerana...
• Fandraisana an'i Kristy ho namana akaiky ary ho malina hatrany eo anatrehan'ny fisarihana manodoka ka handalina ny finoana, no nanentanan'ny Arsevekan'Antananarivo ny tanora rehetra, nandritra ny famaranana ny JMJ Diosezy tany amin'ny Distrikan'i Mahitsy... • Nanentana ny tanora rehetra ihany koa ny Papa Léon XIV, mba hifikitra mandrakariva amin'i Kristy ny tanora, nandritra ny famaranana ny Jobilin'ny Tanora izay notanterahana tany Roma... • Eo amintsika sy ao amintsika i Jesoa Tompo ao amin'ny Eokaristia, hoy ny Papa Léon XIV, ka andeha isika hisaotra ny Tompo noho ny fanomezana lehibe amin'izao andro Jobily izao. Hafatra nentiny ho an'ny tanora nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco