♦ Taranja efatra no vitan'ireo mpiadina ny fanadinam-panjakana CEPE maherin'ny 520.000, manerana ny nosy tamin'ny tapany maraina teo. Nizotra am-pilaminana izany tamin'ny ankapobeny... ♦ Naneho ny ahiahiny ny KMF/Cnoe Fanabeazan'olom-pirenena tamin'ny fandaniana ilay volavolan-dalàna manome "immunité" ireo manam-pahefana eny ifotony. Mirona mankany amin'ny fametrahana ny "tsy maty manota" ny fitondrana, hoy ny fanambaràn'izy ireo... ♦ Nampitomboina ny vola fanampian'ny fanjakana ny JIRAMA. Nanaitra ny maro ny fisian'ny teti-bola vinavina maherin'ny 1.085.000.000 Ariary, natokana fotsiny ho an'ny fanadiovana sy fikojakojàna zaridaina...
♦ Hiatrika ny fanadinam-panjakana CEPE anio ireo mpianatra amin'ny taona faha-5 manerana an'i Madagasikara. Mpiadina maherin'ny 520.000 no voasoratra anarana... ♦ Miroso ny fangatahan'ny firenena malagasy hanitatra ny rambon-tany ambany ranomasina na ny "plateau continental" any amin'ny tapany atsimon'i Madagasikara. Miara-miasa amintsika amin'ny fanatanterahana izany ry zareo Sinoa... ♦ Afaka handray mpivarotra avo roa heny ny tsenan'ny Coum eny amin'ny 67Ha manomboka izao. Omaly no notokànana tamin'ny fomba ôfisialy ity tsena nasiam-panavaozana ity...
Vao tsy ela izay no nampahafantarana ny zotra sinaodaly. Mivavaka isika mba ho fotoana lehibe iray hifampihainoan'ny tsirairay izy io. Tsy vokatry ny paik'ady na programa na fandaharan'asa mantsy ny fiombonana fa miorina amin'ny fifampihainoana eo amin'ny samy mpiray tampo. Katesizy momba ny fifandraisan'ny mpiara-belona, iarahana amin'i P. Marcel Ranivomanalina.
Talata 21 jona 2022 — Herinandro faharoa ambin'ny folo mandavantaona — Ny teninao, ry Tompo, no fahamarinana, ankamasino amin’ny fahamarinana izahay — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 7, 6. 12-14
• Ho kristianina mitondra hazavana sy hafanana, hanome hafaliana sy fanantenana ho an'ny hafa. Izany hafatry ny Arsevekan'Antananarivon, nandritra ny fankalazana ny Andron'ny Diosezin'Antananarivo... • Nitombo roa indray ny pretra Saleziana Don Bosco. Notanterahana omaly, tany Betafo, ny fanamasinana azy ireo... • Nanatanteraka ny Andro Voalohany ho an'ny Ankizy tao amin'ny Diosezin'i Farafangana, nanomboka ny 22 hatramin'ny 25 aogositra 2025...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco