♦ Nihazo an'i Lisbonne Portugal, alina, ireo solon-tenan'i Madagasikara hanatrikanyjMJ eran-tany andiany faha-37. Notanterahina teny amin'ny Ekar Mangasoavina ny Lamesa fanirahana azy ireo, notarihin'ny filohan'ny Fivondronamben'ny Eveka... ♦ Noraisin'ny Diôsezin'Antananarivo ny sabotsy hariva teo ny Arsevekan'Antananarivo, Mgr Jean de Dieu Raoelison. Tamin'ny fomba niavaka sy manetriketrika izany fandraisana izany, nipaka teny amin'ny katedraly Andohalo... ♦ Samy namory ireo mpomba azy tany Frantsa ny sabotsy teo Andriamatoa isany Marc Ravalomanana sy Siteny Randrianasoloniaiko, izay samy ho mety kandidà amin'ny fifidianana filoham-pirenena...
Ny olombelona dia manana ny anjara asany teo amin'ny sahan'i Eden : miasa amin'ny alalan'ny fikolokolana ary miandry. Arovana ny tontolo iainana mba hijanona na hiverina amin'ny teo aloha. Manompo ny zava-boahary isika mba ho hita taratra ao mandrakariva ny fahalavorarian'Andriamanitra. Ny hoe manompo : mitandrina, mikolo, manova manatsara. Katesizy momba ny asa, iarahana amin'i P. Rakotondramanana Soloniaina Jean Emilien.
24 jolay 2023 — Alatsinainy, Herinandro Tsotra fahenina ambin'ny folo Mandavantaona — Taona tsy ankasa — Aza mba hamafisina ny fonareo anio, fa henoy ny feon’ny Tompo — Evanjely Masina nosoratan’i Masindahy Matio (Mt. 12, 38-42)
Fikambanana manana ny lanjany eo anivon'ny Eglizy katôlika ny F.E.T, Mompera Odon Honoré Andrianarisoa no niandraikitra io herivelona io. Io pretra io fony fahavelony dia isan'ireo pretra ao anatin'ny fikambanan'i Jesoa hatramin'ny 6 novambra 1989. Ity pretra ity no Aomonie an'ny F.E.T, isan'ireo nanao fandalinana momba ny Eokaristia. Niandraikitra ny tantsoroka ho an'ireo Nôvisy.
• Nanentana ny kristianina rehetra, hivavaka sy handini-tena, ny avy eo anivon'ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara, tamin'ny hafatra navoakan'izy ireo ny zoma 26 septambra 2025... • Tontosa ny sabotsy 27 septambra 2025, ny famindrana ny taolambalon'i Mompera Vladimir, izay tany amin'ny Diosezin'i Toamasina, ho ao amin'ny fasan'ny Fikambanana ao Ambohidratrimo Antananarivo... • Notontosaina ny sabotsy 27 septambra 2025 ny fitsofan-drano ny fasana ary ny famindrana ireo pretra sy frefra miisa 13 efa nialoha lalana, teny amin'ny Monasitera Masina Maria Ambohimanjakarano Mahitsy...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco