♦ Ny alahady 12 febroary 2023 no hapetraka amin'ny toerana maha Evekan'i Mahajanga azy i Mgr Zygmunt Robaszkiewicz... ♦ Miantso fikaonan-doha ny Foiben'ny Fanabeazana Katôlika, manoloana ny nandaniana ilay tolo-dalana fanavaozana ny rafi-pampianarana, teny Tsimbazaza. Tsy omena lanja ny fanabeazana, raha Solombavam-bahoana 13 no nandany izany, hoy ny Talen'ny DINEC... ♦ Efa ho telo herinandro izao no miverina miaina ao anaty “délestage” indray, ny ao an-tampon-tananan'i Morondava. Nanipy andraikitra any amin'ny Préfet, ny Talen'ny Jirama any an-toerana...
♦ Hotanterahana ny 12 febroary 2023 ny fametrahana araka ny fomban'ny Fiangonana an'i Mgr Zygmunt Robaszkiewicz ho evekan'ny Diôsezin'i Mahajanga... ♦ Hankalazaina ny 15 janoary 2023 ny fanamasinana ho eveka an'i Mgr Donatien Francis Randriamalala ao amin'ny Diosezin'Ambanja... ♦ Manentana ny kristianina maneran-tany, ny Papa François, amin'ity volana desambra ity, mba hahitan'ny sampan-draharaha miahy ny maha olona, olona vonona hikatsaka ny soa iombonana...
Manana drafitr'asa vaovao 2023-2025 hampandrosoana ny lalam-pihariana ronono manerana ny nosy ny Malagasy Dairy Board na ny MDB. Natolotra tamin'ireo mpisehatra samihafa misahana ny fiompiana indrindra ireo misehatra amin'ny lalam-pihariana ronono, tamin'ny alalan'ny atrik'asa teny Antanimena izany drafitr'asa vaovao izany ny 25 nôvambra 2022 teo...
♦ Nanao fanambrana ny Holafitry ny mpanao gazety, manoloana ny raharaham-pitsarana sedrain'ny mpanao gazety miisa roa... ♦ Ho fantatra amin'izao faran'ny herinandro izao, ary handray ny asany amin'ny alatsinainy, ireo tompon'andraikitra vaovao handray ny fitantanana eo anivon'ny orinasa Jirama... ♦ Andro faharoa amin'ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Faritra na ny JIR, andiany fahadimy, izay atao any amin'ny Faritra Ihorombe, ny anio...
• Omena anjara toerana ao amin'ny Jobilin'ny Olom-boatokana ny fampahafantarana ireo Olontsambatra sy Olomasina Malagasy... • Fivahinianana masina eny amin'ny Katedraly Andohalo no hanamarihan'ny Vehivavy Misionera Katolika eto Antananarivo ny fankalazana ny taon-jobily... • Nankahery ireo relijiozy vavy, hanavao ny fitiavany an'Andriamanitra, ny Papa Léon XIV tamin'ny fihaonany tamin'izy ireo ny alatsinainy 30 jona 2025...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco