♦ Namelabelatra ny fandaharan'asa hanatanterahana ny PGE teny Anosikely indray ny Praiminisitra omaly. Tanjon'ny mpanohitra ny hanakanana ny asa fampandrosoana tanterahan'ny fitondram-panjakna, hoy Andriamatoa Ntsay Christian... ♦ Tsy misy antenaina ny fampandrosoana ny firenena anatin'ny fandaharan'asa natolotry ny Praiminisitra, hoy ireo Solombavam-bahoka Firaisankina. Kitoatoa ny fomba nandrafetana azy io, hoy izy ireo... ♦ Efa azo alaina ny taratasy fiantsoana ho an'ny fifaninanana handraisana ho mpandraharahan'ny fonja. Hanomboka ny 16 aogositra 2024 izany fifaninanana izany...
♦ Nofaranan'ny Praiminisitra Ntsay Christian androany, teny Anosikely ny famelabelarany samirery nanoloana ireo Loholona, ny pôlitika ankapoben'ny fanjakana... ♦ Mbola tsy misy eto Madagasikara ny fampiasana fitaovam-piadiana nokleary sy simika ary biôlôjika, saingy efa misy ny fiomanana amin'ireo ambana samihafa... ♦ Afaka maka ny taratasy fiantsoana azy eny anivon'ny Biraom-paritry ny Fandraharahana ny Fonja, ireo mpifaninana mbola tsy naharay izany, amin'ny fandraisana ho mpandraharan'ny fonja...
♦ Ankizy sy tanora maherin'ny 15.000 no hiatrika ny Kôngresy Eokaristika hatao any Antsiranana ny 20 hatramin'ny 25 aogositra 2024... ♦ Nanolotra ny Fandaharan'asa Ankapoben'ny Governemanta teny amin'ny Lapan'i Tsimbazaza ny Praiminisitra Ntsay Christian, androany... ♦ Nivoaka ny efitrano fivoriana ny Solombavam-bahoka mpanohitra. Tsy ara-dalàna, hoy izy ireo, ny fanoloran'ny Praiminisitra ny PGE androany...
♦ Namotsipotsitra ireo olana iainan'ny vahoaka amin'ny andavanandro ny Filoha Tokely Justin, nandritra ny kabary fanokafana ny fivoriana tsy ara-potoana teny amin'ny Antenimieram-pirenena... ♦ Plastika avokoa ny 10%-ny fako 18.985 taonina isan-taona eto Madagasikara... ♦ Miditra amin'ny andro faharoa ny zaikabe ho an'ny Fikambanan'ny Vadi-miaramila, na ny FIVAMI. Vadi-miaramila miray hina, miara-mientana ho an'ny fampandrosoana, io no teny enti-manentana amin'izany...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco