Alahady fankalazana ny Trinite Masina : Antsoin'Andriamanitra hiray fianakaviana aminy isika ; Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina, Andriamanitra Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy. Tian'ny Eglizy hamafisina amin'izao fankalazana izao ny Misterin'ny Trinite Masina. Hoy Md Anthanase : Raha Andriamanitra takitry ny sain'olombelona dia tsy Andriamanitra marina ; hoy Md Tertullien : ny Trinite dia avy amin'ny teny roa "Tri" sy "Unité" izany hoe telo fa iray. Mila mpampianatra katesizy ny Eglizy, mila vavolombelona hampivelatra ny finoana. Andrasana amintsika Kristiana ny hitovizantsika amin'ny Andriamanitra ray, Zanaka, Fanahy Masina : mifameno, mifankatia...

26 mey 2024 — Alahady, Ny Trinite Masina — Fankalazana manetriketrika — Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina, Andriamanitra Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy — Evanjely Masina nosoratan’i Masindahy Matio (Mt. 28, 16-20)

Ny hatavezana dia sokajiana ho aretina na soritr'aretina, izay hanaovana tatitra any amin'ny Ministeran'ny Fahasalana isam-bolana ; izy ity dia fiangonana tavy mihoatra ny ara-pahasalamana amin'ny faritry ny vatana. Ny tavy "tissu adipeux" dia miaro ny olona amin'ny dona sy ny mitazona hafanana amin'ny vatana. Ny antony mampatavy : miihinana sakafo matavy anefa tsy ampy fihetseham-batana, toy izany koa ny siramamy, hitakitana, fanafody... Fandaharana "andriano ny fahasalamana" iarahana amin'ny Radio Don Bosco.

♦ Tsy hitondra vahaolana ho an'ny firenena ny fifampiresahana amin'ny sadec hoy ny MFM... ♦ Mandray anjara mavitrika amin'ny fanaraha-maso ny fifidianana ny SAFIDY... ♦ Manohana ny tanora mpandraharaha ny orinasa Ambatovy... ♦ Mitokona ireo mpiasa mivondrona ao amin'ny sendika mpanara-maso ny sidina sy ny habakabaka any Frantsa... ♦ Mpianatra miisa 16 manohana ny vahoaka Palestiniana amin'ny ady hifanandrinany amin'i Israël, mivondrona ao amin'ny fikambanana OA 4P no voasambotra ny alakamisy teo...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 23 jona 2025

• Hankalaza ny faha-150 taona nanirahana ireo misionera voalohany ny fikambanan-dry Masera Filles de Marie Auxiliatrice... • Hotanterahana, any amin'ny Distrikan'i Mahitsy, ny 31 jolay hatramin'ny 3 aogositra 2025, ny JMJ an'ny Diosezin'Antananarivo... • Niantso ny mpino ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus, mba hiombona amin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny fizarana an-kafaliana lalandava ny fanomezan'ny fitiavana...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...