♦ Handray fepetra entitra ho famerenana ny filaminam-bahoaka ny mpitandro ny filaminana mivondrona ao amin'ny EMMONAT. Ambenana manokana ireo toerana saropady isorohana ny fandrobana... ♦ Miantso ny hisian'ny fifampihainoana sy ny fifampiresahana manoloana ny zava-misy eto amin'ny firenena ny Filohan'ny FJKM teo aloha ny mpitandrina Irako Andriamahazosoa Ammi... ♦ Sesilany ireo fanambarana manameloka ny fandrobana sy ny fanakorontanana niseho tamin'ny tanan-dehibe maro manerana ny nosy tao anatin'ny roa andro izay...
♦ Nambaran'ny filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina fa tetika pôlitika efa voahomana iny hetska "Leo delesatazy" izay nivadika fanakorontanana sy fandrobàna iny ; noesorina tamin'ny toerany ny Ministry ny Angovo, Jean Baptiste Olivier... ♦ Nodimandry omaly zoma ny solombavambahoaka voafidy tany Betioky-Atsimo, Jean Jacques Rabenirina. Voahosin'ny camion teny Andoharanofotsy ny tenany, raha nandeha nijery ny zava-nisy tamin'ny hetsika "Leo delestazy" ny alakamisy hariva teo... ♦ Namoaka fanambaràna ny fivondronamben'ny Eveka sy ny FFKM, manoloana ny hetsika nitarika korontana nahafatessana olona sy nahasimbàna zavatra maro...
Noho ny maha-iray ny fandaharan'Andriamanitra, tsy ny lahatsoratra ao amin'ny Soratra Masina ihany no mety ho famantarana fa eo koa ny zava-misy sy ny fisehoan-javatra izay lazainy. Ny hevitra an'ohatra, ny hevitra ara-môraly, ny hevitra ara-tandindona. Ny hevitra ara-bakiteny mampianatra ny zava-miseho, ny hevitra an'ohatra manoro izay tsy maintsy inoana, ny hevitra ara-môraly mampianatra izay tsy maintsy atao, ny hevitra ara-tandindona... Katesizy momba an'ny Soratra Masina, tenin'Andriamanitra, iarahana amin'i P. Ralison Raphaël Eugène.
• Nosokafana ny 23 septambra 2025, ny taom-pianarana 2025-2026, ho an'ny Diosezin'Ambanja... • Tsy tapitra eo amin'ny fahafatesana ny tena fiainana, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fampianarany momba ny misterin'ny Sabotsy Masina, tamin'ny alarobia lasa teo... • Minisitera tena ilaina, nefa saro-pady, ny fandroahana demony, hoy ny Papa Léon XIV...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco