♦ Tsy mitsaha-mitombo ireo olona voaporofo fa mitondra ny tsimok'aretina Coronavirus eto Madagasikara. 88 ny isan'izy ireo araka ny tarehimarika ofisialy... Manao antso avo amin'ny mponina ao an-drenivohitra sy ny manodidina ny Filohan'ny FFKM, Dokotera Rakotoniriana David, mba hanaja ny fepetra tsy hiparitahan'ny tsimok'aretina...
Alarobia 08 aprily 2020 — Alarobia Masina — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 26, 14-25 — Arahaba, ry Mpanjakanay, Ianao irery no niantra anay tamin'ny hadisoanay.
♦ Niampy 6 indray tato anatin'ny 24 ora ireo olona voatily fa mitondra ny tsimok'aretina Covid-19 eto Madagasikara. 88 izany ny fitambaran'izy ireo ary 7 kosa ireo efa sitrana soa aman-tsara... ♦ Mbola tsy any amin'ny fampidirana vaksiny mihitsy aloha i Madagsika amin'izao fotoana izao, amin'ny ady amin'ny tsimok'aretina Coronavirus...
♦ Nomarihana androany ny andro eran-tany ho an'ny fahasalamana. Mankahery ny mpiasan'ny fahasalamana rehetra maneran-tany ny Sekretera Jeneralin'ny Firenena Mikambana... ♦ Tsy maintsy apetraka amin'ny toerana voatokana sy voahara-maso avokoa ireo mpandeha ivelan'ny faritra tonga any Boeny...
• Ho kristianina mitondra hazavana sy hafanana, hanome hafaliana sy fanantenana ho an'ny hafa. Izany hafatry ny Arsevekan'Antananarivon, nandritra ny fankalazana ny Andron'ny Diosezin'Antananarivo... • Nitombo roa indray ny pretra Saleziana Don Bosco. Notanterahana omaly, tany Betafo, ny fanamasinana azy ireo... • Nanatanteraka ny Andro Voalohany ho an'ny Ankizy tao amin'ny Diosezin'i Farafangana, nanomboka ny 22 hatramin'ny 25 aogositra 2025...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco