Alakamisy 23 aprily 2020 — Herinandro faharoa amin'ny Paka — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 3, 31-36 — Nitsangan-ko velona i Kristy Ilay nahary ny zavatra rehetra ary niantra ny zanak'olombelona.
♦ Mitombo hatrany ny olona sitrana eto Madagasikara tamin'ireo nitondra ny tsimok'aretina Coronavirus tato anatin'ny 24 ora. 08 no olona sitrana, tsy nisy mihitsy anefa tato anatin'ny telo andro ireo olona vaovao voaporofo fa mitondra ny tsimok'aretina... ♦ Homen'ny fitondram-panjakana tambikarama manokana ireo mpiasan'ny fahasalamana ho fankasitrahana sy fampirisihana azy ireo amin'ny asany...
♦ Namoaka hafatra iombonana ho an'ny sekoly katôlika ny eto amin'ny diôsezin'Antananarivo momba ny tsara ho fantatra amin'ny fandaminana ny fidiran'ireo mpianatra hiatrika ny fanadinam-panjakana... ♦ Niverina niasa nanomboka androany ny fiara fitateram-bahoaka ao an-drenivohitra sy ny manodidina ary ny any amin'ny faritra hafa...
♦ Miisa 44 ireo marary nitondra ny tsimok'aretina Coronavirus teto Madagasikara no efa sitrana ka nody any amin'ny fianakaviany... ♦ Natomboky ny Filoham-pirenena tamin'ireo mpianatra hanala fanadinam-panjakana tany Fianarantsoa ny fizarana maimaim-poana ny tambavy CVO... ♦ Nitondra ny anjara birikiny amin'ny ady atao amin'ny valan'aretina Coronavirus ny Loholon'i Madagasikara avy amin'ny antoko HVM...
• Mibanjina, mitandrina ary mahafoy: izay no hafatra napetrak'i Mompera Rakotondranaivo José Gaston, Provinsialin'ny Fikambanana Salezian'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maurice, nandritra ny voady voalohany nataon'ireo frera miisa 13 mirahalahy avy eo anivon'ity fikambanana ity... • Notanterahana tao anatin'ny efatra andro ary nifarana omaly, ny “Festival de la diaconie de la beauté” sy ny “Foire du Diocèse vert”, tany amin'ny Arsidiosezin'Antsiranana...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco