31 mey — Ny famangian'i Maria an'i Elisabeth dia voatantara ao amin'ny Evanjely nosoratan'i Masindahy Lioka 1, 39-56. Tsaroana etoana ny fahamaizan'i Maria hiakatra ny tananan'i Juda, hitoetra eo akaikin'i Elisabeth zokiny, izany hoe tanana 6 km andrefan'i Jerosalema.
• Hosokafana amin'ny fomba ofisialy ny alatsinainy ho avy izao eny amin'ny fidasian'ny Lapan'ny Tanana Analakely, amin'ny alalan'ny fananganan-tsaina, hotarihan'ny Filohan'ny Repoblika, ireo hetsika fanamarihana ny faha-65 taona nahazoan'i Madagasikara ny fahaleovan-tena... • Nampiroborobo ny sehatry ny fiompiana teto Madagasikara ny MPE, tao anatin'ny 30 taona nijoroany... • Manome tantsoroka ny fitsarana ireo manam-pahaizana manokana mivondrona ao amin'ny CAREA, rehefa misy fanazavana ara-teknika na siantifika ilana azy ireo...
• Notanterahana androany ny Andron'ny Sekoly Katolika teto amin'ny Diosezin'Antananarivo, ka Eokaristia Masina notarihan'ny Arseveka no nanombohana izany... • Notanterahana ny 27 hatramin'ny 29 mey 2025, ny fihaonan'ireo mpanabe eo anivon'ny seminera, tao amin'ny Arsidiosezin'Antsiranana... • Antso voalohany ho antsika ny ho olombelona. Io no fampianarana nentin'ny Papa Léon XIV, nandritra ny Audience générale, ny alarobia teo...
• Tsy asa mora ny fanabeazana, kanefa fanambin'ny Sekoly Katolika ny famolavolana olona feno mba hahafahan'ny rehetra misitraka hafaliana... • Misy ireo fepetra tsy maintsy hajain'ireo mpiadina bakalorea manoloana ny fiatrehana ny adina ara-panatanjahan-tena, hoy ny tompon'andraikitra... • Marolafy ireo tsindry mahazo ny karazan-java-manana aina eto Madagasikara. Misy anefa ireo vahaolana mifandraika amin'izany entin'ny Minisitera...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco