♦ Tsy hiasa rahampitso, noho ny fampiatoana araka asa sy ny fanapahana ny karaman'ireo Solompampanoa miisa efatra, ny sendika SMM... ♦ Adikan'ny Federasiôna Nasiônalin'ny Fampianarana tsy miankina eto Madagasikara ho fanapotehana ny fanabeazana ny handefasana amin'ny ampaham-bolan'ny fampianarana ho an'ny Jirama... ♦ Roa no namoy ny ainy ary dimy hafa naratra, vokatry ny varatra nilatsaka tao Antanisarotra Betafo...
♦ Notendren'ny Papa François ho Evekan'ny Diôsezin'i Farafangana, ny 31 ôktôbra 2024, i Mgr Marcellin Randriamamonjy, Evekan'i Fenoarivo Atsinanana... ♦ Notontosaina ny 3 nôvambra 2024 ny Eokaristia Masina fanokafana ny taom-piofanana 2024-2025, ho an'ny Grand Séminaire de Théologie, Masindahy Jean Marie Vianney, Mangarivotra Moramanga... ♦ Loharano sy fototra ny fo, hoy ny Papa François, tamin'ny fampianarana nataony talohan'ny vavaka Angelus, ny 3 nôvambra 2024...
♦ Hotanterahana ny alahady 5 janoary 2025 ny fametrahana ny Eveka Vaovaon'ny Diôsezin'i Farafangana, Mgr Marcelin Randriamamonjy eo amin'ny Katedra araka ny fomban'ny Fiangonana... ♦ Voatery niverin-dalana teny ampanidinana omaly ny sidina mampitohy an'i Paris sy Antananarivo an'ny kaompaniam-pitanterana an'habakabaka Air France noho ny fahitàn'ny mpanamory toe-javatra mampiahiahy teny ampanidinana tao amin'ny fari-dranomasina Méditerrané... ♦ Tandondomin-doza noho ny fanapotehana ny tontolo iainana ny velontenan'ireo mpanjono amin'ny farihy misy eto Madagasikara. Mihena isan-taona ny velaran'ny faritra azon'izy ireo anjonoana...
♦ Mankalaza ny faha-125 taonany ny ECAR Masina Maria Mpanampy ao Soanierana. Tamin'ny alalan'ny Sorona Masina no nanombohana izany omaly niaraka tamin'ny fankalazana ny fetin'ny Fiangonana... ♦ Tsy tapaka ny fifandraisana ara-diplômasia eo amin'i Madagasikara sy Comores hoy ny Ministry ny raharaham-bahiny Malagasy ny faran'ny herinandro teo. Misokatra ho an'i Comores ny sisin-dranomasin'i Madagasiraka rehefa miverina amin'ny laoniny ny toe-draharaha momba ny fahasalamana... ♦ Mitohy hatrany ny fahatapahan'ny herin'aratra nandritra ny faran'ny herinandro teo. Voahitsakitsaka ny andininy faha-21 amin'ny fifanarahana iraisam-pirenena momba ny zon'ny olombelona hoy ny mpiaro ny zon'olombelona...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco