♦ Nankalazaina ny 30 mey 2024, ny fetin'ny Seminera Zokiny arovan'i Masindahy Paul VI, ao amin'ny Arsidiôsezin'Antsiranana... ♦ Hankalazaina ny 9 jona 2024, ao amin'ny EKAR Trinite Masina Mangasoavina, ny andron'ny vehivavy katôlika... ♦ Nandritra ny fampianarana tamin'ny Audience générale ny alarobia 29 mey 2024, no nanentanan'ny Papa François ny kristianina rehetra, mba hanao ho lohalaharana ny hafaliana hibanjina, izay vao ny hafaliana hanana...
♦ Mitarika amin'ny ampaham-bato azo, any amin'ny Distrika maro eto amin'ny nosy, ny kandindàn'ny IRMAR araka ny fironana voaray avy eny amin'ny CENI. Misy amin'ireo Solombavam-bahoaka nirotsaka amin'ny alalan'ny Firaisankina no tsy ho tafaverina eny Tsimbazaza... ♦ Mitaraina amin'ny tsy fanarahan-dalàna nandritra ny fifidianana farany teo ny kandidà tao amin'ny Boriborintany faha-4 Antananarivo Renivohitra, Ramboasalama Emilien. Miahiahy amin'ny fanodinana ny vatony kosa ny kandidà tsy miankina ao Belo amoron'i Tsiribihina...
♦ Nitsidika ny Fitsarana Avo momba ny Lalam-panorenana teny Ambohidahy omaly, ny delegasiônin'ny OIF, isan'ireo nanara-maso ny fifidianana Solombavam-bahoaka teto amintsika, tamin'ny alarobia 29 mey... ♦ Tsy mazoto haneho ny safidiny amin'ny alalan'ny fifidianana ny ankamaroan'ny vahoaka Malagasy. Fahadisoam-panantenana manoloana ny fihetsiky ny mpanao pôlitika no antony, hoy ny antoko RDS... ♦ Hitohy hatramin'ny anio ny fandraisana ireo maniry hiofana amin'ny asa eny anivon'ny fiaraha-monina, ao amin'ny ESTS...
♦ Mety ho maro an'isa eny amin'ny Antenimieram-pirenena ny depiote avy amin'ny lisitra tsy miankina, raha ny fironam-bokatra nivoaka. Tsy afaka hanolotra izay ho Praiminisitra anefa izy ireo, raha izany no misy... ♦ Manomboka mandray fitoriana momba ireo tsy fanarahan-dalàna nandritra ny fifidianana Solombavam-bahoaka ny HCC. Efa naharay fitoriana anankiray izy ireo androany... ♦ Nanaovana antso tolo-bidy ny Hôtel 5 Etoiles ety Ivato, ahafahana manokatra ity trano fandraisam-bahiny lehibe ity. Efa maro ireo namaly izany, hoy ny Minisitry ny Fizahan-tany sy ny Asa tànana...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco