♦ Nidina 39% ny tahan'ny tsy fanjarian-tsakafo mahazo ny zaza any amin'ireo faritra telo niasan'ny tetik'asa PASAN SAHAZA... ♦ Maro ireo herisetra sy tranga tsy fanarahan-dalàna amin'izao fotoanan'ny fampielezan-kevitra izao hoy ny antoko MFM... ♦ Hanamafy ny hetsika fampahafantarana sy fanabeazana mahakasika ny fifidianana solombavambahoaka ny 29 mey izao ny SAFIDY. Hisy hetsika anio manerana ny faritra 23.... ♦ Any Nouvelle Calédonie dia nisy olona iray maty omaly, vokatry ny tifitry ny pôlisy tany DAMBEA, faritra avaratr'i Noumea renivohitra... ♦ Takalonaina telo notanan'ny HAMAS no hita faty tany amin'ny tonelina, tany Jabalia any amin'ny faritra avaratr'i Gaza

♦ Tanjona tamin'ny atrikasa natao teny amin'ny Carlton Anosy, ny fampahafantarana ny fivoaran'ny fikarohana momba ny kankana amin'ny fanatsarana ny nofontany sy ny fampitomboana ny vokatra... ♦ Nampahafantarina tamin'ny fomba ôfisialy androany teny Antaninarenina ny fitaovana entina manamafy ny haitondra ara-tontolo iainana, sy antontan-kevitra ara-tontolo iainana samihafa... ♦ Efa manomboka mahasarika ny Malagasy ny fanolorana fanomezana ho an'ny reny rehefa fetiny, hita taratra izany amin'ny tsenabe mahakasika ny kojakoja sy fitaovana ary fanomezana, amin'izao fetin'ny reny izao...

♦ Tontosa ny alahadin'ny Pantekôty lasa teo, ny faha-50 taonan'ny Fihavaozana Karismatika Katôlika Fiombonana eto Madagasikara... ♦ Hotanterahana any Rôma, ny sabotsy sy alahady ho avy izao, ny Andro Maneran-tany voalohany ho an'ny Ankizy... ♦ Nankatoavin'ny Papa François omaly ireo Décrets hirosoana amin'ny fanandratana ho olomasina an'i Carlo Acutis sy i Mompera Joseph Alamano, ary ny Vondrona Fransiskanina iray, martiry tany Damas tamin'ny taona 1860...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 20 jolay 2026

• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...