♦ Nosokafana tamin'ny fomba ôfisialy, omaly, ny tranokalam-pifandraisana "Fitsaràna Valio ny Tarainako". Tranokala andraisana ny fitarainan'ny vahoaka momba ny raharaham-panjakàna sy ny zava-misy eny anivon'ny fonja... ♦ Tsy misy afatsy ny fampitomboana ny famokarana sy ny fanenàna ny fanafaran'entana avy an ivelany no hampamari-toerana ny vola malagasy hoy ny filohan'ny FIVMPAMA... ♦ Tsy hamaha olana amin'ny firongatry ny fanolanana ny zaza tsy ampy taona etsy sy eroa hoy Ramatoa Isabelle Delatre, lehiben'ny delegasiônan'ny vondrona eraopeana ny famosirana ara-tsimika... ♦ Mety hisy ny tsirim-panantenana hihatoan'ny ady eo amin'ny Israeliana sy ny Palestiniana hoy ny filoha amerikana Joe Biden...
♦ Mirongatra tato ho ato ny tsy fandriam-pahalemana eny amin'ny kaominina Alasora, Distrikan'Antananarivo Avaradrano. Nandray fepetra ny Ben'ny Tanàna ka hisy ny mpitandro filaminana hanara-maso ireo olona mampiahiahy... ♦ Miakatra ny tahan'ny vehivavy voan'ny homamiadan'ny vozon'ny tranon-jaza. Manohana amin'ny fanaraha-maso sy mitsabo ny vehivavy tratran'izany ny vondrona Akbaraly... ♦ Handray anjara amin'ny fifidianana solombavambahoaka sy ben'ny tanàna amin'ity taona ity ny antoko AREMA... ♦ Maherin'ny 30.000 ny miaramila Ukreniana maty nandritra ny ady natrehany tamin'i Rosia tao anatin'ny 2 taona...
♦ Miaina anaty tebiteby tsy antoandro tsy alina, ny mponina ao amin'ny fokontany maromaro manodidina ny Kaominina Alasora tato ho ato. Nandray fepetra noho izany ny Ben'ny Tanàna... ♦ Tontosa ny fivoriamben'ny Vaomieran'asa misahana ny fahasalamana, na ny CES, izay eo ambany fiahian'ny Fivondronamben'ny Eveka. Norafetina mandritra izany ny drafitrasa ho an'ity taona ity... ♦ Hanome tanana amin'ny fananganana ny toha-drano hahazoana herinaratra any Volobe sy Sahofika, ny Vondrona Eorôpeanina...
♦ Nanentana ireo tanora mandranto fianarana eny amin'ny Anjerimanontolo ny Arsevekan'Antsiranana, nandritra ny fitsidihany ny Aomôneria Katôlikan'ny Oniversiten'Antsiranana omaly, fa voafetra ny lôjikan'izao tontolo izao... ♦ Nanatanteraka fihaonambe ny Garde d'Honneur-n'ny Fo Masin'i Jesoa, tao amin'ny Diôsezin'i Toamasiana, nanomboka ny 23 hatramin'ny 25 febroary 2024... ♦ Ezahana ho tanterahana isan-taona ny hetsika fambolen-kazo, ho an'ny Kôlejy Masina Misely Itaosy...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco