♦ Nifanojo mivantana tamin'ireo inspecteur du travail nanao fitokonana teny Antsahavola omaly ny ministry ny asa sy ny fampananana asa sy ny asam-panjakàna ary ny lalàna sosialy... ♦ Mizarazara ny hevitr'ireo mpianatry ny ENS manoloana ny fanambara'ireo mpitarika amin'ny hampitsaharana ny fitakiana, taorian'ny dinika natao omaly...
Sabotsy 9 janoary 2021 — Herinandro manaraka ny Epifania — Ny olona nitoetra tao amin’ny maizina, dia nahita fahazavana lehibe ; ary ireo izay nitoetra tao amin’ny tany aloky ny fahafatesana no niposahan’ny mazava — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 3, 22-30
Miteraka faharatsian'ny kalitaon'ny hena vokarina ny tsy fahalavorarian'ny sakafo omena ny biby fiompy. Mbola ambany ny fampiasàn'ny tantsaha mpiompy ny provandy hanatsaràna ny sakafon'ny biby fiompy mba ahazoana vokatra tsara kalitao...
♦ Niafara tamin'ny fanimbana zavatra sy fandrombana tao amin'ny Oniversiten'Antsiranana, ny hetsiky ny mpianatra alina... ♦ Nanaitra ny mponina teny Ampasanimalo sy ny manodidina ny fipoahana mafy nitranga omaly tokony ho tamin'ny 10 ora maraina... ♦ Mitohy ny fametraham-pialana ataon'ireo tompon'andraiki-panjakana any Etazonia...
• Ho kristianina mitondra hazavana sy hafanana, hanome hafaliana sy fanantenana ho an'ny hafa. Izany hafatry ny Arsevekan'Antananarivon, nandritra ny fankalazana ny Andron'ny Diosezin'Antananarivo... • Nitombo roa indray ny pretra Saleziana Don Bosco. Notanterahana omaly, tany Betafo, ny fanamasinana azy ireo... • Nanatanteraka ny Andro Voalohany ho an'ny Ankizy tao amin'ny Diosezin'i Farafangana, nanomboka ny 22 hatramin'ny 25 aogositra 2025...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco