♦ Niditra an-tsehatra nitondra fanazavàna tamin'ny tambajotra serasera ny SYNAD, manoloana ny fanapahan-kevitra noraisin'ny lehiben'ny distrika, nanoloana ireo hetsika ara-politika roa samy hafa tany Soavinandriana, izay niteraka resa-be... ♦ Nitombo 2,26% ny isan'ny mpifidy voasoratra anarana anatin'ny lisi-pifidianana, araka ny fampitam-baovaon'ny CENI. Niampy 500.829 ny isan'ireo mpifidy vaovao, taorian'ny fanavaozana isan-taona, izay nifarana tanteraka ny 15 mey teo... ♦ Ahiana tsy hihatra araka ny tokony ho izy ny vidin'ny lavanila farany ambany izay nofaritan'ny fanjakana, hoy ireo mpisehatra ny lavanila any Nosy-Be. Mitaraina izy ireo manoloana ny olana misy...
 
 
											  
 
			Endrika isehoan'ny fahafahan'ny olombelona ny fananana manokana. Ny nolavin'ny finoana kristianina hatramin'izay dia ny zo hanan-javatra manokana tsy misy fepetra ary tsy azo tohinina. Ny fananana manokana dia fitaovana enti-milaza fa natao ho an'ny daholobe ny harena eran-tany. Katesizy momba ny soa iombonana sy ny fiharian-karena, iarahana amin'i P. Marcel Ranivomanalina.
 
 
											  
 
			Talata 17 mey 2022 — Herinandro fahadimy fankalazana ny Paka — Tsy maintsy hijaly i Kristy sy hitsangan-ko velona, ary hiditra amin’ny voninahiny — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 14, 27-31a
♦ Nitondra fanazavana androany ny sendikan'ny Administrateurs Civils na ny SYNAD, manoloana ny fanapahan-kevitra noraisin'ny solontenam-panjakana tany amin'ny distrikan'i Soavinandriana, mifandraika amin'ireo hetsika nokasain'ny antoko pôlitika natao tany an-toerana... ♦ Mbola mitaintaina amin'ny vidin'ny lavanila ireo mpamboly any Nosy Be, na dia efa hisokatra tsy ho ela aza ny tsenan'ny lavanila... ♦ Hamolavola tolo-dalana hanamafisana ny sazin'ireo mpanolana sy mpanao herisetra ny Solombavam-bahoaka Massy Goulamalie...
 
			Notendren’ny Papa Leon XIV ho Eveka mpandimby toerana (évêque coadjuteur) ao amin’ny Arsidiosezin’i Fianarantsoa i Mgr Jean Nicolas Rakotojaona, izay eveka mpanampy ao amin’ny Diosezin’i Morondava, ankehitriny.
Tohiny... 
			I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny... 
			Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco