♦ Entina aminao izao ny fehin-kevitra tamin'ny fivoriana ara-potoana nataon'ny Vaomieran'ny Eveka momba ny Rariny sy ny Fiadanana... ♦ Lany teny amin'ny Antenimieram-pirenena androany tolakandro ny volavolan-dalana mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana ho an'ny taona 2023... ♦ 25 nôvambra 2022. Andro natokan'ny Firenena Mikambana, ho fanombohana ny Andro Iraisam-pirenena hiadiana sy hanafoanana ny herisetra mianjady amin'ny vehivavy...
♦ Manao antso avo amin'ny herivelona rehetra ny Vaomieran'ny Eveka momba ny Rariny sy Fiadanana, hampanjaka ny rariny sy ny fandriampahalemana ary ny fanajana ny zon'olombelona... ♦ Tsy fifanoherana ny fahasamaihafana fa kanto ho an'ny Eglizy, hoy i Mgr Marie Fabien Raharilamboniaina, Evekan'i Morondava... ♦ Fahatokiana sy fitiavana no hafatra nampitain'ny Papa François ho an'ireo mpandray anjara tamin'ny hetsika momba ny foto-pampianaran'ny Fiangonana momba ny fiaraha-monina sy ny sosialy tao Verone, Italie...
Novoizina nandritra ny taona maro teto Madagasikara ny zezika kankana. Zezika ahazoana vokatra ara-biolojia eo amin'ny fambolena. Isan'ny mampiasa io zezika io ny fikambanana Lanja Miakatra. Nizara fahalalana sy ny traik'efa momba izany ny mpanorina ny fikambanana Ranaivoarison Basile, Papa Bio.
♦ Tsy tokony hifampihantsy ny tsirairay manoloana ny fahantrana lalina misy ankehitriny. Io no anisan'ny hafatra nivoitra tamin'ny Kômity faha-44 an'ny FFKM, izay notanterahana tany Ambatondrazaka... ♦ Nankatoavina nandritra ny fivoriana an-tampony faha-19 an'ny CITES, ny fahafahan'i Madagasikara mampiasa eto an-tanindrazana, ireo hazo voamboana tsy ara-dalana nogiazana... ♦ Tafakatra ho 3 hatramin'ny 6 alina Ariary, ny fampitana baka ao Befasy ao amin'ny Lalampirenena faha-12A...
• Nanentana ireo olom-boatokana handray andraikitra ho vavolombelon'ny fitiavana sy ny fahamarinana eo amin'ny fiaraha-monina, ny Arsevekan'Antananarivo, nandritra ny fankalazana ny Jobily nasionaly ho an'ny olom-boatokana eto Madagasikara... • Nigadona tany amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina, toerana hanatanterahana ny JMJ Mada 11, ny Lakoran'ny JMJ sy ny Icône an'i Masina Maria ny sabotsy lasa teo... • Aza mamaly herisetra amin'ny valifaty, hoy ny hafatra fanentanana nataon'ny Papa Léon XIV omaly, nandritra ny vavaka Angelus...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco