• Tontosaina eny amin'ny toby Akamasoa Mahatsara Betsizaraina Ambohimangakely nanomboka androany alatsinainy hatramin'ny zoma 21 aogositra 2026; ny Zaikabe fanaon'ny Fanilon'i Madagasikara isaky ny efa-taona... • Namoaka masomboly vary vaovao nomena ny anarana “X 915” ny eo anivon'ny FOFIFA, entina miatrika ny fiovan'ny toetrandro... • Natomboka ofisialy teny amin'ny Lapan'ny Fanatanjahantena sy Kolontsaina Mahamasina androany, ny fifaninana ara-panatanjahanteana nasionaly ho an'ireo olona manana fahasembanana...
• Fanombohana ny tany Ambovombe, fa raha tena fampihavanana no tanjona, dia tsy tokony hisy ny kajikajy politika amin'ny fihaonana, hoy i Fetison Rakoto Andrianirina... • Miisa 11 ireo olona voarohirohy tamin'ny fanaovana fanamarinana diplaoma Bakalorea hosoka, teny amin'ny Oniversiten'Antananarivo... • Niseho masoandro ny faran'ny herinandro teo ny amboara tononkalo nosoratan'i Faniry Hantarinivo...
• Any Afrika Atsimo, hiatrika ny fivoriambe faha-46 an'ny Vondorona Fampandosoana ny Firenena Atsimon'i Afrika na SADC, ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara Randrianirina Michaël... • Hodinihina any Maurice indray, amin'ity herinandro ity, ny fangatahana fahafahana vonjy maika napetraky ny mpisolovava an'ilay Malagasy mpandraharaha Mamy Ravatomanga... • Nahemotra ho amin'ny daty hafa ny Lalao ASIEF 2026, saingy voatana ny toerana hanatanterahana izany any Manakara, araka ny fampahafantarana navoakan'ny Minisiteran'ny Asa sy ny Fampananana Asa ary ny Asam-panjakana...
• Nanatitra ny taratasy manendry azy ho ambasadaoron'i Arabie Saoudite eto Madagasikara, tamin'ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika, teny amin'ny lapam-panjakana Iavoloha androany, Andriamatoa Ahmad Mohamad Alwo-Haib... • Mitaky ny hisian'ny fifanarahana politika ny RMDM, mialoha ny hirosoana amin'ny fikaonandoham-pirenena... • Vatsim-pianarana maromaro no zaraina amin'ireo mpianatra Malagasy te handranto fianarana any ivelany, mandritra ny hairanty “International Education Expo”...
• Notendren'ny Papa Léon XIV ho Eveka Mpanampy ao amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina i Mompera Mariusz Kasperski, Curé an'ny Fiangonana Masindahy Eugène de Mazenod ao Toamasina... • Diakra 11 no hamasinina ho pretra eto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny sabotsy 22 aogositra 2026... • Hotanterahina ny 26 hatramin'ny 29 aogositra 2026 ny “Camp vocationnel” ho an'ireo tovolahy, karakarain'ny pretra Carmes de Marie Immaculée...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco