♦ Namoaka hafatra ny Vaomieran'ny Fahamarinana sy ny Fiadanana (Justice et Paix), taorian'ny fivoriana nataon'izy ireo ny faha-13, 14 oktobra 2026 teo... ♦ Tsy afaka mifaninana amin'ny tsena anatiny, sy amin'ny sehatra iraisam-pirenena ny vokatra Malagasy, raha tsy manaraka ny fenitra. Isany nivoitra izany tamin'ny fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho fanarahana ny fenitra omaly... ♦ Mavitrika amin'ny asa fikarohana ary mahavita zavatra tsara ny tanora Malagasy, rehefa volena ao aminy ny kolontsaina momba izany. Hita taratra teo anivon'ny ivon-toerana fampianarana ambony ISPM izany...

• Namoaka hafatra ny Vaomeiran'ny Eveka momba ny fampanjariana ny Fahamarinana sy ny Fiadanana, na ny Justice et Paix, taorian'ny fivoriana nataon'izy ireo ny 13 sy 14 ôktôbra 2026... • Zo fototra ho an'ny olona tsirairay ny misitraka sakafo sahaza azy. Isan'ny navoitran'ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fahaleovan-tena ara-tsakafo izany androany, nandritra ny fanakalazana ny Andro Eran-tany ho an'ny Sakafo, teny amin'ny Kianjan'i Mahamasina... • Tsy afaka mifaninana amin'ny tsena anatiny sy amin'ny sehatra iraisam-pirenena ny vokatra malagasy raha tsy manaraka fenitra. Isan'ny nivoitra izany tamin'ny fanamarihana ny Andro Iraisam-pirenena ho fanarahana ny fenitra...

• Nametraka sakana sy nandoro fako teo afovoan'ny arabe, ireo milaza ho mpivarotra eny amin'ny sampanan'i Mahazoarivo ny maraina teo ary tsy manaiky ny fanesorana azy ireo... • Mampanahy ny fihetsik'ireo Solombavam-bahoaka, mitonona ho VFM, ary milaza ho manohana ny Fitondrana Fanavaozana, hoy i Christian Tabera... • Hiompana betsaka amin'ny fampiroboroboana ara-toekarena ny fiaraha-miasa eo amin'ny fikambanana TFO Canada sy ny Antenimieran'ny Varotra Analamanga Antananarivo, na ny CCIA...

• Efa alina tamin'ny 11 ora sy 45 mn vao vita ny fanadihadiana natao tamin'ny tompon'andraikitry ny orinasa Viva Madagasikara, teny amin'ny Sampandraharaha misahana ny ady amin'ny heloka anabaka eny Anosy. Nanatrika izany koa ny avy amin'ny CT OJM... • Nitondra fanazavana momba ny sarivongana tamin'ny tsangambato ao Antsohihy, ny Lehiben'ny Faritra Sofia. Soson-kevitra avy amin'ny fianakaviana no narahina, hoy Andriamatoa Djaosera Irénée... • Hisy ny fahatapahan-dalana amin'ny ampahany eny amin'ny manodidina an'Anosy sy Mahamasina, anio manomboka amin'ny 8 ora sy sasany...

[Miara-dàlana] Zoma 23 ôktôbra 2026

• “Fohazo izay matory”, hoy i Mgr Jean de Dieu Raoelison tamin'ireo ankohonam-panabeazan'ny Sekoly Katolika, tamin'ny fanokafana ofisialy ny taom-panabeazana 2026-2027, ho an'ny Arsidiosezin'Antananarivo… • Mankalaza ny faha-200 taona niorenany ny fikambanan'ny Oblats de Marie Immaculée… • Dimampolo taona teto Madagasikara ny Orionistes, nanamarika izany ny Diosezin'Ambanja…

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...