• Tsy azo ekena velively, fa lavina marindrano, ny hevitra ny amin'ny hoe fiaraha-mitantana momba ireo Nosy Malagasy, hoy ny SERA. Mila apetraka mazava tsara anefa ny fiandrianam-pizakana ananan'i Madagasikara amin'ireo nosiny ireo... • Hamoaka ny voka-pikarohana ny Fitsarana momba ny Kaonty sy ny Fitsarana ara-bola. Hisy koa fomba fiasa vaovao hahafahan'ny olom-pirenena mitondra ny hetahetany amin'izay rafi-panjakana mila hanaovana fitsirihana manokana... • Afaka hanatrika ny herinandro fampiroboroboana ny indostria ho an'ny SADC, ireo hivoaka ho mpandresy amin'ilay hetsika Rallyes des industries...
• Hankalaza ny faha-150 taona nanirahana ireo misionera voalohany ny fikambanan-dry Masera Filles de Marie Auxiliatrice... • Hotanterahana, any amin'ny Distrikan'i Mahitsy, ny 31 jolay hatramin'ny 3 aogositra 2025, ny JMJ an'ny Diosezin'Antananarivo... • Niantso ny mpino ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus, mba hiombona amin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny fizarana an-kafaliana lalandava ny fanomezan'ny fitiavana...
♦ Ho tsaraina rahampitso amin'ny 9 ora maraina eny amin'ny efitrano fahatelo eny amin'ny Fitsarana Anosy, ny raharaha navoarohirohy ilay mpanao gazety AVIMANA Fernand Cello... ♦ Maro ny fanovàna ny daty fara-fanjifàna atao amin'ireo sakafo miditra eto Madagasikara hoy ny mpiaro ny zon'ny mpanjifa PMH... ♦ Azo atao tsara ny manova ny fanabeazana eto Madagasikara ho any amin'ny fahatsaràna tokony hisy azy hoy ASMAE, ny Association Soeur Emmanuel... ♦ Hisy valim-panafihana ataon'i Iran ho an'i Etats-Unis, raha ny nambaran'ny filoha Iraniana MASSOUD PEZESHKIAN, omaly...
Andro sisa isaina, dia higadona indray ilay andro malaza, daty mana-tantara eo amin’ny tantaram-pirenena Malagasy. Tsy inona izany fa ny datin’ny faha 26 jona, hankalazana ny fetim-pirenena Malagasy… ny marimarina kokoa dia hankalazana ny tsingerin-taona niverenan’ny fahaleovan-tenan’i Madagasikara. Ny faha 26 jona 1960 tokoa mantsy no nanambarana ny fahaleovan-tenan’i Madagasikara tao aorian’ny dinika teo amin’ireo mpitari-tolona politika Malagasy sy ny fitondrana Frantsay tamin’ny fotoan’androny. Nahaleotena i Madagasikara nanomboka ny taona 1960, nefa mijanona ho firenena mifampiankina tanteraka tamin’i Fransa, noho ny fifanarahana fiaraha-miasa na ilay atao hoe “accord de coopération”.
• Nanentana ireo olom-boatokana handray andraikitra ho vavolombelon'ny fitiavana sy ny fahamarinana eo amin'ny fiaraha-monina, ny Arsevekan'Antananarivo, nandritra ny fankalazana ny Jobily nasionaly ho an'ny olom-boatokana eto Madagasikara... • Nigadona tany amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina, toerana hanatanterahana ny JMJ Mada 11, ny Lakoran'ny JMJ sy ny Icône an'i Masina Maria ny sabotsy lasa teo... • Aza mamaly herisetra amin'ny valifaty, hoy ny hafatra fanentanana nataon'ny Papa Léon XIV omaly, nandritra ny vavaka Angelus...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco