Alarobia 24 jona 2020 — Ny nahaterahan'i Joany Batista — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 1, 57-66. 80 — Ianao, anaka, hantsoina hoe mpaminanin'ny Avo indrindra : handeha eo anoloan'ny Tompo hanamboatra ny lalany.

♦ Miparitaka haingana eto an-drenivohitra ny tsimok'aretina Coronavirus... ♦ Nitombo iray indray ny Laboratoire ahafahana mitily ny olona mitondra ny Coronavirus eto Madagasikara. Notokanana androany ny LA2M eny Androhibe... ♦ Nitatitra ny zava-bitan'ny Governemanta nanoloana ny Loholona ny Praiministra Ntsay Christian...

♦ Voafetra manomboka anio hariva ny fahafaha-mivezivezy eny Analakely... ♦ Nampiana 200 tapitrisa sy iray miliara Ariary ny teti-bolan'ny kaominina Antananarivo amin'ity taona ity... ♦ Nitondra ny raharaha eny amin'ny fitsarana momba ilay fananganana Colisée anatin'ny Rovan'Antananarivo ny fikambanan'ireo Andriana Merina na AOM...

♦ Hosamborina ireo rehetra tsy manao aron-tava sy orona ary hampiharana sazy henjana... ♦ Niampy iray indray ny marary namoy ny ainy noho ny Coronavirus... ♦ Polisy eo amin'ny 4000 no hahetsika manerana ny Nosy hitandro ny filaminana mandritra ny fetim-pirenena...

Harena ny harena raha mamokatra ary mamokatra ho an'ny besinimaro

Ho an'ny tompon'andraikitra isan'ambaratonga eto amin'ny firenena, Ho an'ny vahoaka Malagasy sy ireo olona tsara sitrapo. Homba anareo mandrakariva anie ny fahasoavana amam-piadanana avy amin'i Jesoa Kristy Tompo ! Indroa isan-taona no manao fihaonana lehibe (Assemblée Générale) izahay Vaomieran'ny Eveka momba ny fahamarinana sy fiadanana (Justice et Paix) cto Madagasikara. Tamin'ity taona 2025 ity dia notanterahina ny 08 May ka hatramin'ny 12 May ny fihaonanavoalohany teto Madiorano - Diosezy Toliara....

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...