♦ Mitaky fanatsaràna ny fomba fanamboarana pasipaoro eny Anosy ireo olom-pirenena mila izany. Naneho ny fitarainany amin'ny tsy fahombiazan'ny fandaminana amin'izao fotoana izao izy ireo... ♦ Niverina mitaky ny vola tambiny tokony sitrahana tamin'ny fikojakojana ny lalana ny mpandraharaha. Miandry fampiantsoana sy vahaolana avy amin'ny tompon'andraikitra mahefa ireo tompon'ny orinasa... ♦ Nolavin'ny lehiben'ny Distrikan'i Fandriana ny hetsika kasain'ny Malagasy Miara-Miainga hatao any amin'ny Kaominina Imito rahampitso zoma. Mihemotra tanteraka ny fahafahana maneho hevitra hoy ny Antoko...
Lasa fitaovana hisandohana sy hanapotehana ny fiainan'ny hafa ny "facebook". Maro ireo endrika fisandohana eo amin'ny "facebook", miantomboka amin'ny tsy fampisehoana ny marina momba ny olona mitondra ny compte iray. Aoka tsy hadinoina fa mbola miteraka adi-hevitra sy fanontaniana maro hatramin'izao fotaona iresahantsika izao ny momba ny fanajana ny fiainana manokan'ny mpiserasera ny "facebook". Katesizy momba ny facebook sy ny aterineto, iarahana amin'i P. Mitsinjo Luc Rason.
20 aprily 2023 — Alakamisy, Herinandro faharoa Fankalazana ny Paka — Nitsangan-ko velona i Kristy Ilay nahary ny zavatra rehetra ary niantra ny zanak’olombelona — Evanjely Masina nosoratan’i Masindahy Joany (Jo. 3, 31-36)
♦ Ilaharana vao maraim-be ny fanamboarana pasipaoro eny Anosy. Tonga hatrany amin'ny savorovoro izany... ♦ Feno 18 taona androany ny EKAR Radio Faniry, any amin'ny Diôsezin'Antsiranana... ♦ Mizarazara ny hevitry ny tanora, manoloana ny fandraisana anjara amin'ny fifidianana...
• Notanterahana tao amin'ny Sanctuaire Lakroa Masina ao Łysa Góra ny alarobia 9 jolay 2025, ny fombam-pivavahana namindrana ny reliques an'ny Lakroa Masina, ho entin'i Mgr Marek Ochlak, Evekan'ny Diosezin'i Fenoarivo Atsinanana, ho aty Madagasikara... • Manentana antsika mianakavy hivavaka ho an'ny fianarana mandanjalanja ny Papa, ao anatin'ny Tambajotram-pivavahan'ny Papa maneran-tany, amin'ity vola jolay ity... • Mampirisika ny zokiolona ny Papa, mba hitahiry amim-pitokiana ao amin'ny Tompo ary hanaiky havaoziny isan'andro amin'ny fihaonana aminy, ao anatin'ny vavaka sy ny Sorona Masina. Ambarany izany ao anatin'ny hafatra ho an'ny Andro Maneran-tany faha-5 ho an'ny raibe sy ny renibe ary ny zokiolona...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco