♦ Tanterahana rahampitso eny Ambohipo ny fanokafana ofisialy ny taon-jaobily faha-100 taona ny seminera zandriny... ♦ Nahemotra androany indray ny fihainoan'ny Pac ireo olona voasaringotra tamin'ilay volamena tratra tany Afrika Atsimo... ♦ Naaton'ny tambazotra sosialy Twitter ny kaontin'ingahy Donald Trump...
♦ Nifanojo mivantana tamin'ireo inspecteur du travail nanao fitokonana teny Antsahavola omaly ny ministry ny asa sy ny fampananana asa sy ny asam-panjakàna ary ny lalàna sosialy... ♦ Mizarazara ny hevitr'ireo mpianatry ny ENS manoloana ny fanambara'ireo mpitarika amin'ny hampitsaharana ny fitakiana, taorian'ny dinika natao omaly...
Sabotsy 9 janoary 2021 — Herinandro manaraka ny Epifania — Ny olona nitoetra tao amin’ny maizina, dia nahita fahazavana lehibe ; ary ireo izay nitoetra tao amin’ny tany aloky ny fahafatesana no niposahan’ny mazava — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 3, 22-30
Miteraka faharatsian'ny kalitaon'ny hena vokarina ny tsy fahalavorarian'ny sakafo omena ny biby fiompy. Mbola ambany ny fampiasàn'ny tantsaha mpiompy ny provandy hanatsaràna ny sakafon'ny biby fiompy mba ahazoana vokatra tsara kalitao...
• Avoaka amin'ny fomba ofisialy ny sabotsy 20 septambra 2025, ny Andiany Masindahy Augustin, eo anivon'ny Mpikabary Katolika... • Manentana antsika hivavaka ho an'ny fifandraisan'ny olombelona amin'ny voaary manontolo, ny Tambajotram-pivavahan'ny Papa Maneran-tany, ho an'ity volana septambra ity... • Avy amin'ny Hazofijalina ny fiainana mandrakizay, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fandalinam-pinoana nataony nandritra ny vavaka Angelus, omaly...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco