♦ Hamory ireo mpisehatra amin'ny harena ankibon'ny tany ny Federasiôna FOM, handinihana ny olana iainan'izy ireo amin'izao fotoana izao... ♦ Hametraka taninketsa ara-indostria zato mahery manerana ny nosy ny Minisiteran'ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana... ♦ Baolina kitra, hanomboka amin'ny sabotsy izao ny lalao fifanintsanana hiadiana ny Amboaran'i Madagasikara Telma Coupe de Madagascar...
♦ Iray volana tao aorian'ny Oniversite maty sy ny Foibem-pikarohana maty, hiroso amin'ny fitokonana fanairana mandritra ny telo andro indray ny sendikà... ♦ Efa manomboka maresaka amin'ny fandraisana ireo vahiny mpizahatany ny any Nosy Be. Sidina folo isan-kerinandro no migadona any an-toerana... ♦ Maro ireo Solombavam-bahoaka tsy manatrika ny fivoriana eny Tsimbazaza. Hitondra ny heviny ato antin'izao vaovao izao ny Solombavam-bahoaka Rakotondrasoa Fetra...
♦ Ho avondrona ny mpisehatra rehetra amin'ny tontolon'ny haino aman-jery sy ny fampahalalana vaovao ka hiara-hidinika ny mikasika ny fandisoana vaovao na filazana vaovao tsy marina, ny ady amin'izany sy ireo fepetra tokony horaisina... ♦ Hiakatra fitsarana eny Anosy amin'ny 28 jona ny raharaha mahavoarohirohy ny ministra teo aloha Randrianarisoa Vaonalaroy, izay nahazoany fahafahana vonjimaika omaly... ♦ Sahia ! izay no loha-hevitra nifantohan'ny fikaonandohan'ireo vehivavy mpandraharaha na ny Women in Business andiany fahatelo, fantatra tamin'izany fa ny roa ampaha-telon'ireo vehivavy mpandraharaha eto Madagasikara dia mahatsiaro ho misedra olana avokoa...
♦ Mamolavola ny tatitra nasionaly fahaefatra mikasika ny fiovaovan'ny toetr'andro ny REDD PLU sy ny birao nasionaly misahana ny fiovan'ny toetr'andro... ♦ Tafiditra amin'ny fankalazana ny taona Erôpeana ho an'ny tanora amin'ity taona 2022 ity ny fiaraha-miasan'ny delegasiôn'ny vondrona Erôpeana sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ary ny Plum'Art nanao ny sary tamin'ny tamboho teny amin'ny foibe fitsarana fiarakodia an'ny CUA eny Antsakaviro... ♦ Ny 75%-ny vokatra ara-indostria eto Madagasikara ahondratsika, dia akanjo avokoa. Antony nanombohana ny tetikasa Better Work eny anivon'ireny orinasa ireny...
• Omena anjara toerana ao amin'ny Jobilin'ny Olom-boatokana ny fampahafantarana ireo Olontsambatra sy Olomasina Malagasy... • Fivahinianana masina eny amin'ny Katedraly Andohalo no hanamarihan'ny Vehivavy Misionera Katolika eto Antananarivo ny fankalazana ny taon-jobily... • Nankahery ireo relijiozy vavy, hanavao ny fitiavany an'Andriamanitra, ny Papa Léon XIV tamin'ny fihaonany tamin'izy ireo ny alatsinainy 30 jona 2025...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco