Betsaka ny olona tratry ny fahatapahan'ny lalan-dra, tsy mifidy taona intsony ankehitriny. Misy karazany roa ny trangan'aretina mikasika lalan-dra: ♦Tsentsina ny lalan-dra any amin'ny faritry ny loha... ♦ 20% tapaka lalan-dra mihitsy...
Sabotsy 07 nôvambra 2020 — Herinandro faha-31 mandavantaona — Evanjely Masina nosortan'i Masindahy Lioka 16, 9-15 — Ny teninao, ry Tompo, dia fanahy sy fiainana; Ianao no manana ny teny mahavelona mandrakizay.
♦ Novana anarana hoe: "Rovan'I Madagasikara" ny Rovan'Antananarivo, taorian'ny nanarenana ny lapan'i Manjakamiadana sy ny lapa Besakana... ♦ Mahaliana tanora maro ny hetsika "Carrefour de la Formation, des Métiers et de l'Emploi"... ♦ Afaka teo am-pelatanan'ireo naka ankeriny azy androany ny kardinaly Christian Tumi, arseveka émérite-n'i Douala any Cameroun...
♦ Fihavaozana, fiampitana ary firaisan-kinam-pirenena, izay no lahahevitra ifantohan'ny hetsika atao eny amin'ny Rovan'Antananarivo amin'izao fotoana izao... ♦ Tsy nahazo rariny hatramin'ny farany tamin'ny fitoriana izay nataony hanoherana ny fananganana ny kianja Masoandro ireo fikambanana roa ambin'ny folo izay nivondrona nanohitra ny tetik'asan'ny Filohan'ny Repoblika...
Notendren’ny Papa Leon XIV ho Eveka mpandimby toerana (évêque coadjuteur) ao amin’ny Arsidiosezin’i Fianarantsoa i Mgr Jean Nicolas Rakotojaona, izay eveka mpanampy ao amin’ny Diosezin’i Morondava, ankehitriny.
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco