Zary fomba amam-panaoantsika amin'izao fotoana izao, na lehibe na tanora na ankizy ny tsy mahay miaina sy tsy mahay mitia. Mamono ankoloka na mivantana ny fampitondrana kitra ny mpiara-belona. Ny fametahana anaram-bositra dia fampitondrana kitra
♦ Dimy amby roapolo taona katroka androany ny nahamay ny lapan'i Manjakamiadana eny amin'ny Rovan'Antananarivo... ♦ Isan'ireo firenena afrikanina sahy niroso tamin'ny fangatahana ireo harena sy vako-pirenena nalain'ny tany ivelany i Madagasikara... ♦ Ny Pastora Docteur Rakotozavy Denis no lany ho Filohan'ny Fiangonana Loterana Malagasy...
Zoma 06 nôvambra 2020 — Herinandro faha-31 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 16, 1-8 — Sokafy, ry Tompo, ny fonay mba hitandremanay ny tenin-Janakao.
♦ Santatr'ireo vako-pirenena any ivelany izay takian'ny fitondrana ankehitriny mba averina eto Madagasikara ny satroboninahitry ny tatarom-piandrianan'ny mpanjaka Ranavalona III... ♦ Mbola tsy nisy nahazo rariny ankehitriny ireo nitory sy tsy nankasitraka ny fananganana ny Colisée ao Anatirova... ♦ Veliranon'ny Filoha ny fanamboarana ny lalam-pirenena faha-33bis, izay lalana 20km atao anatin'ny adiny roa...
Notendren’ny Papa Leon XIV ho Eveka mpandimby toerana (évêque coadjuteur) ao amin’ny Arsidiosezin’i Fianarantsoa i Mgr Jean Nicolas Rakotojaona, izay eveka mpanampy ao amin’ny Diosezin’i Morondava, ankehitriny.
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco