♦ Isan'ny fanamby goavana ho an'ny sekoly sy ny fanabeazana katolika amin'izao taom-pianarana vaovao izao ny fiatrehana ny Covid-19... ♦ Hitohy amin'ity herinandro ity ny fifampiresahan'ny ministeran'ny fanabeazam-pirenena sy ny sekoly tsy miankina, handraisana ny soso-kevitr'izy ireo momba ny fampiharana ilay tetipivoaran'ny fanabeazana... ♦ Voafidy ho filoha amerikana ingahyJoe Biden, ho filoham-pirenena hampiombona fa tsy hampisaraka no isan'ny fanambiny...
Alatsinainy 09 nôvambra 2020 — Ny nitokanana ny Bazilika ao Latran — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 4, 19-24 — Fidiko sy hamasiniko hatramin'izao ity trano ity, hoy ny Tompo, hitoeran'ny Anarako mandrakizay.
Alahady 08 nôvambra 2020 — Alahady faha-32 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 25, 1-13 — Miambena sy mivonòna ianareo fa ho avy amin’ny ora tsy ampoizinareo ny Zanak’Olona.
♦ Manao antso avo amin'ny fifanomezantanana, hamonjena ireo mponina ianjadian'ny kere any atsimo ny Fivondronamben'ny Evekan'i Madagasikara... ♦ Novàna anarana ho Rovan'i Madagasikara ny Rovan'Antananarivo, 25 taona aty aoriana... ♦ Miisa 181 ireo tranganà fanolanana nanomboka ny voalohan'ny volana Janoary hatramin'ny faran'ny volana Oktobra teo...
Notendren’ny Papa Leon XIV ho Eveka mpandimby toerana (évêque coadjuteur) ao amin’ny Arsidiosezin’i Fianarantsoa i Mgr Jean Nicolas Rakotojaona, izay eveka mpanampy ao amin’ny Diosezin’i Morondava, ankehitriny.
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco