♦ Tsy tokony ahiliky ny fiaraha-monina ireo mararin'ny Coronavirus sitrana soa aman-tsara ka miverina any amin'ny fianakaviany... ♦ Ahetsika ihany koa ankehitriny ny mpanentana ara-pahasalamana mba hiadiana amin'ny aretina entin'ny Coronavirus... ♦ Mitaky ny hampiatoana ny tsenan'omby ny mponina any amin'ny distrikan'i Besalampy amin'izao ady atao amin'ny Coronavirus izao...

(15-04-2020) Ilaina ny fankaherezana amin'ny lafiny rehetra manoloana ny zavatsarotra lalovan'ny zanak'olombelona izao.

♦ Niampy enina indray omaly ny olona mararin'ny Covid-19 no sitrana... ♦ Nahazo fitaovam-pitsaboana sy fiarovan-tena milanja 2,7 taonina avy amin'ny Fondation Jack Ma sy ny OMS indray i Madagasikara... ♦ Nambaran'ny manam-pahaizana momba ny varika eto Madagasikara fa tsy Coronavirus akory no nahafaty izao varika tao Vakoana Andasibe...

Alakamisy 16 aprily 2020 — Alakamisy amin'ny havaloanandron'ny Paka — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 24, 35-48 — Ity no andro nataon'ny Tompo, ka mifalia sy miravoa isika.

[Miara-dàlana] Alatsinainy 8 septambra 2025

• Mibanjina, mitandrina ary mahafoy: izay no hafatra napetrak'i Mompera Rakotondranaivo José Gaston, Provinsialin'ny Fikambanana Salezian'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maurice, nandritra ny voady voalohany nataon'ireo frera miisa 13 mirahalahy avy eo anivon'ity fikambanana ity... • Notanterahana tao anatin'ny efatra andro ary nifarana omaly, ny “Festival de la diaconie de la beauté” sy ny “Foire du Diocèse vert”, tany amin'ny Arsidiosezin'Antsiranana...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...