10 aprily — Tsy fantatra mazava izay toerana mazava nahaterahan'i Fulbert, fa hoe avy amin'ny fianakaviana mahantra izy. Ny fantatra momba azy dia ny fanarahany ny fampinaran'i Gerbert d'Aurillac tao Reims tamin'ny taona 984. I Gerbert d'Aurillac io ilay papa Sylvestre II taty aoriana.
Ny Tenin'Andriamanitra dia toy ny voa afafy, ka izay mandray azy no tonga zanak'Andriamanitra. Ny misterin'ny Eglizy Masina dia miseho eo amin'ny nanorenana azy. Misy fifandrasainy ny Fanjakàn'Andriamanitra sy i Jesoa Kristy, manamarina izany ny teniny nanao hoe : Raha ny ratsan-tanan'Andriamanitra no androahako ny demony dia efa tonga aminareo tokoa ny Fanjakan'Andriamanitra... Katesizy momba ny Fanahy Masina manamasina ny Eglizy , iarahana amin'i P. Mamiarisoa Modeste Randrianifahanana.
• Nambaran'ny Jeneraly Andrianjanaka Njatoarisoa, Kaomandin'ny Zadarimariam-pirenena teo aloha, fa tsy misy ambadika politika ny lahateny nataony ny 2 avrily 2025, nanamarihana ny Andron'ny Zandarimariam-pirenena... • Mandindona an'ireo mpiasa an'alina eto Madagasikara ankehitriny ny tsy fananana asa, tao aorian'ny fampiakaran'ny fitondrana amerikana ny haban-tseranana amin'ireo entana miditra any aminy... • Azo antoka ny fiantohana ny fiarovana ho an'ny sidina an'abakabaka miditra eto Madagasikara. Nihatsara ny laharana misy an'i Madagasikara eo amin'ity sehatra ity...
♦ Dinihana mandritra ny filan-kevitry ny Ministra sy Governemanta amin'ity herinandro ity ilay tataon-ketra 47% alain'ny amerikanina amin'ireo entana malagasy miondrana any amin'izy ireo... ♦ Ilaina foana ny fisian'ny fifampidinihana an-databatra boribory eo amin'ireo manohoitra sy ireo manaiky ny hirosoana na tsia amin'ny tetik'asa Base Toliara hoy ny Sekretera Jeneralin'ny harena ankibon'ny tany sy ny Loharanon-karena stratejika teo aloha Imbiky Herilaza... ♦ Tsy maintsy hisy fanovana entina amin'ny fandaharam-pianarana eny anivon'ny sekoly fampianarana teknika, fanovana natao hifanaraka amin'ny fiovan'ny toetry ny andro sy takian'ny vanim-potoana...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco