• Niantso ny hanambarana hery ihany koa i Gascar Fenosoa, manoloana ny zava-misy. Nivoaka tamin'ny fahanginany ity kandidà Ben'ny Tanànan'Antananarivo ity, ka namoaka fanambarana androany...
  • Hanomboka tsy ho ela ny fametrahana ny vatofotor'ilay foibe vaovao famokarana herinaratra any Ranomafana, araka ny nambaran'ny Filoha omaly. Foibe hamokatra herinaratra 64 Mégawatts izy io...
  • Tsy ankasitrahan'ny K2HB ny mbola hikarakaran'ny Federasiôna fakan-kevitra indray hanatsarana ny baolina kitra. Ny hevitra tapaka tamin'ilay fikaonan-doha tamin'ny taona 2020 no tokony hampiharina, hoy ity fikambanana ity...

  • Feno herintaona omaly ny fe-potoam-pitondrana faharaon'ny Filoham-pirenena ankehitriny. Voafehin'ny fitondrana Rajoelina tanteraka ny lafiny pôlitika, hoy ny mpamakafaka Dany Rakotoson...
  • Hivoaka mialoha ny fetin'ny Noely ny vokatra vonjimaika tamin'ny fifidianana Ben'ny Tanàna sy Mpanolotsaina farany teo, hoy ny Filohan'ny CENI. Samy hanana ny fotoana hamoahany izany ny isam-paritany...
  • Hihena 20% ny rotsak'orana hatramin'ny taona 2050, ka misy fiantraikany amin'ny famatsiana rano sy herinaratra izany. Nasongadina izany tamin'ny fanokafana ny taom-pambolen-kazo tany Andekaleka...

  • Voafehin'ny fitondrana Rajoelina tanteraka ny lafiny pôlitika, tao anatin'ny herintaona nitantanany ny firenena. Very fanantenana anefa ny vahoaka Malagasy, hoy i Dany Rakotoson...
  • Nampiaka-peo manoloana ny tsindry pôlitika ireo kandidà Ben'ny Tanàna tsy miankina miisa 18, izay mitarika amin'ny voka-pifidianana any amin'ny Distrikan'i Farafangana...
  • Hamafisina hatrany ny fambolen-kazo, hoy ny Minisitra Max Andonirina Fontaine, satria mbola hihena 20% ny rotsak'orana hatramin'ny taona 2050...

  • Hisokatra ho an'ny olon-drehetra manomboka ny 26 desambra 2024, ny fiofanana mikasika ny “Accompagnement spirituel” sy ny “Discernement spirituel”, karakarain'ny Fikambanan'ny Masera Cénacle eto Madagasikara...
  • Mbola ao anatin'ny fankalazana ny faha-150 nahaterahan'i Masimbavy Terezin'i Jesoa Zazakely ny Fikambanan'i Karmely eto Madagasikara ankehitriny. Noho izany, mikarakara lalao fifaninana ny fikambanana...
  • Nihaona tamin'ireo olom-boatokana tany Corse ny Papa François ny alahady 15 desambra 2024, nandritra ny fitsidihana nataony tany...

Mba ho fanovana marina sy tena izy

“Aza asiana fiatsarambelatsihy ny fitiava-namana. Mankahalà ny ratsy ary miraiketa amin’ny tsara” (Rm 12,9). Hafatry ny Fivondronamben’ny Evekan’i Madagasikara, ho an’ny mpino kristianina katolika, ho an’ny mpitondra fanjakana, ho an’ny tanora Malagasy tsy an-kanavaka, ho an’ny mpiray tanindrazana, ary ho an’ny olona rehetra tsara sitra-po.

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...