• Mbola mangingina ny fanombohan'ny fampielezan-kevitry ny fifidianana ben'ny tanàna ny maraina teo...
  • Vinavinaina hiakatra 5% ny harin-karena faobe ho an'ny taona 2025, raha ny voafaritry ny volavolan-dalàna mifehy ny teti-bola-panjakàna. Hisy ny hetra vaovao ho foronina, hoy ny Ministry ny toe-karena sy ny fitantanam-bola...
  • Miakatra tsikelikely indray ny vidin'entana ilaina andavanandro eny an-tsena ankehitriny. Efa 15% sahady io fiakarana io, raha ny tatitry ny mpiaro ny zon'ny mpanjifa PMH...
  • Nomen'ny Amerikàna balafomanga mahataka-davitra i Ukraine hampiasainy amin'ny ady ifanandrinany amin'i Rosia, nankasitraka izany ny filoha Frantsay...

  • Hanomboka anio ny fampielezan-kevitry ny fifidianana ben'ny tanàna sy mpanolontsaina amin'ny 11 desambra 2024 izao. Hanana 21 andro ireo kandidà handresen-dahatra ny mpifidy...
  • Nahazo PDS vaovao indray ny kaominina Antananarivo renivohitra. Notendrena amin'izany toerana izany Andriamatoa Alexandre Georget, Ministry ny tontolo iainana teo aloha...
  • Nahena 10% ny teti-bolan'ireo ministera sy andrim-panjakàna rehetra, araka ny voarakitry ny lalàna mifehy ny teti-bola-panjakàna 2025. Natokana hamahàna ny olan'ny Jirama avokoa ireo vola ireo...

  • Tsy hisy ny fampiakarana ny karaman'ny mpiasam-panjakana amin'ny taona 2025. Nahena 10% avokoa ny teti-bolan'ny Minisitera sy ny Andrim-panjakana rehetra, araka ny voarakitry ny LFI 2025...
  • Afaka mitondra raharaha amin'ny ambonimbony kokoa ny CENI, raha voaporofo fa misy ireo kandidà mandika lalàna mandritra ny fampielezan-kevitra...
  • Tsy mbola misy ahiana amin'ny toetrandro eto Madagasikara aloha, ilay rivodoza Bheki hatramin'izao...

  • Nifarana ny 15 nôvambra 2024, ny Fihaonamben'ny Ekipan'ny Aumônerie Catholique des Prisons, izay notanterahana teny amin'ny Cénacle Ambohipo...
  • Nosokafana sy notokanana ny 17 nôvambra 2024, ny Distrika vaovao ao amin'ny EKAR Ave Maria Ampandroantsiriry, ao amin'ny Diôsezin'i Toamasina...
  • Voalahatra handalo fotsiny izao rehetra izao, fa i Kristy no mitoetra mandrakizay. Io no votoatin'ny fampianaran'ny Papa François, nandritra ny vavaka Angelus, ny 18 nôvambra 2024...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 20 jolay 2026

• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...