♦ Nitroatra ka nanaparitaka fako eran'ny lalana omaly ireo mpiasan'ny SMA noho ny tsy fandraisan'izy ireo karama. Nanomboka teny Ankadindramamy, Ampasampito, Avaradoha, Bel'Air hatreny Behoririka ny hetsika... ♦ Efa misy ny vola hiatrehana ny fifidianana solombavambahoaka hoy ny Filohan'ny CENI Dama Arsène Andrianarisedo. Tontosa omaly ny sehatra ifampizaram-baovao sy ifanakalozana... ♦ Mitaky ny hamoahana ny didim-panjakàna fampiharana ny lalàna miantoka ny fiarovana ny zon'ny mpanjifa eto Madagasikara ireo fikambanana misehatra amin'izany... ♦ Tsy eken'ny ONU ny fanatanterahana fifidianana filoham-pirenena, any amin'ny faritany bodoin'ny Rosia...
♦ Nankalaza ny Andro maneran-tany ho an'ny Zon'ny Mpanjifa isika teto Madagasikara androany. Lohahevitra tamin'izany ny hoe: Faharanitan-tsaina artifisialy sahaza sy tompon'andraikitra... ♦ Hampirisihana ny Malagasy hanao fizahan-tany anatiny, no anton'ilay tsenaben'ny fizahan-tany andiany faha-8, nanomboka androany eny amin'ny zaridaina Antaninarenina... ♦ Nandray ny delegasiôna avy amin'ny Sampandraharan'ny Firenena Mikambana misahana ny fanohanana ny tetikasa, na ny UNOPS, sy ny Banky Iraisam-pirenena, ny Filoha Andry Rajoelina androany...
♦ Nifantoka tamin'ny fikatsahana ny hafaliana amin'ny fitoriana ny Vaovao Mahafaly ny Sinaodin'ny Diôsezin'i Farafangana, notanterahina ny 11 hatarmin'ny 15 marsa 2024... ♦ Mila mizotra mankany amin'ny lalan'ny hatsaram-panahy sy ny fitondran-tena marina isika, hoy ny Papa François, tamin'ny katesizy ny alarobia 13 marsa 2024... ♦ Nanamarika ny faha-11 taona naha teo amin'ny Fiketrahana masina ny Papa François ny antso amin'ny fampitsaharana ny ady sy ny fifampidinihana ho amin'ny fandriampahalemana...
♦ Mbola manjavozavo ny fanendrena izay ho solontenan'ny fiarahamonim-pirenena ao amin'ny HCDDED... ♦ Hiroso amin'ny ady amin'ny fanafoanana tanteraka ny fampiasa merkiora eo amin'ny sehatry ny fitrandrahana volamena madinika, amin'ny alalan'ny tetikasa Planet Gold Madagascar, ny Minisiteran'ny Tontolo Iainana... ♦ Iray vola tao aorian'ny tranga fakana an-keriny miisa telo tany Tsaratanana, mbola misy 6 ireo olona tsy navotsotr'ireo mpaka an-keriny hatramin'izao...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco