♦ Andriamatoa Razakamanantsoa Gaby Nestor no tale jeneralin'ny Bianco voavao, izy no handimby an'Andriamatoa Laza Erick Donnat Andrianiriana nahavita fe-potoam-piasana 5 taona tsy azo havaozina... ♦ Andro faharoa amin'ny FIER MADA ny anio. Nanomboka omaly hatramin'ny alahady izao eny amin'ny Maki Andohatapenaka ity Tsenabe iraisam-pirenena momba ny toe-karena ambanivohitra andiany faha-25 ity...  ♦ Natomboka tamin'ny fomba ôfisialy omaly ny tetik'asa AVOTSE. Ny hampihenana sy hanalefahana ny voka-dratsy ateraky y loza voajanahary toy ny hain-tany any amin'ny faritra atsimon'ny nosy no tanjona... ♦ Mihatra ao Koursk ny amehana amin'ny tany miady...

♦ Hampihena sy hanalefaka ny voka-dratsy ateraky ny loza voajanahary, toy ny haintany any amin'ny faritra atsimon'ny nosy, ny tetik'asa Avotse... ♦ Mihamahazo vahana tato ho ato ny herisetra sy ny fanararaotana ara-nofo, ary ny fanapariahana sary mamoafady mianjady amin'ny ankizy amin'ny alalan'ny Internet... ♦ Nanomboka androany ary haharitra dimy andro, eny amin'ny MAKI Andohatapenaka, ny FIERMADA, tsenabe mahakasika ny toekarena ambanivohitra eto Madagasikara...

♦ Hifarana anio ny fe-potoana 48 ora nomen'ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa hamahana ny olan'ny mpianatra eny amin'ny polytechnique Vontovorona... ♦ Hiroso amin'ny fanamboarana ireo làlana tena ratsy ao Antsapanana miazo an'i Moramanga sy Brickaville miazo an'i Toamasina ny ministeran'ny asa vaventy... ♦ I Madagasikara no handray ny fivorian'ireo firenena mpikambana anatin'ilay fifanarahana Naérobie aty andrefan'ny fari-dranomasimbe Indiana na ny COP 11, ny 20 hatramin'ny 22 aogositra ho avy izao etsy amin'ny CCI Ivato... Nofidian-dRamatoa Kamala Harris ho mpiara-mihazakazaka sy mpiray lisitra aminy amin'ny fiatrehana ny fifidianana filoha any Etazonia i Tim Walz...

♦ Novelabelarina nandritra ny andro fahaenina amin'ny fihaonambe maneran-tany momba ny fifandraisan'ny mpiara-belona ho an'ny Saleziana tanterahana ao Roma renivohitr'i Italie ny momba ny asa fanaovan-gazety kirakiraina amin'ny alalan'ny "Mobile Journalism"... ♦ Tsy manara-dalàna ary mandika ny lalam-panorenana ny programan'asa ho fanatanterahana ny PGE izay hatolotry ny praiministra eny anivon'ny antenimiera raha tsy faritana sy tapahina eo anivon'ny filan-kevitry ny governemanta hoy ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana... ♦ Avotry ny mpitandro filaminana ireo folo lahy nisy naka an-keriny tao amin'ny kaominina Ambohibary Vohilena, Disitrikan'Anjozorobe...

Mba ho fanovana marina sy tena izy

“Aza asiana fiatsarambelatsihy ny fitiava-namana. Mankahalà ny ratsy ary miraiketa amin’ny tsara” (Rm 12,9). Hafatry ny Fivondronamben’ny Evekan’i Madagasikara, ho an’ny mpino kristianina katolika, ho an’ny mpitondra fanjakana, ho an’ny tanora Malagasy tsy an-kanavaka, ho an’ny mpiray tanindrazana, ary ho an’ny olona rehetra tsara sitra-po.

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...