♦ Tapaka tanteraka ny tady eo amin'ny fitondrana ankehitriny sy ny antoko Malagasy Miara-Miainga, na ny MMM... ♦ Manana olana amin'ny fo noho ny tsy fikorinan'ny rà araka ny tokony ho izy, ny 30% amin'ny Malagasy... ♦ Efa nampahafantatra ireo tompon'andraikitra isan'ambaratongany, momba ny tsy fahamarinan'ilay zotra vaovao 147 Plus, ny UCTU...
♦ Tokony hametraka paik'ady ampitoviana ny fampiasana ny haitao ara-kajy mirindra, sy tokony hampihena ny saran'ny fampiasana izany mba hahamora ny fisitrahana izany ny OIF, hoy ny Praiministra Malagasy... ♦ Nijanona tsy ho filoha nasiônalin'ny antoko AVI intsony, Andriamatoa Norbert Lala Ratsirahonana. Fiaraha-mitantana olona 3 aloha no napetrany... ♦ Apetraka eo antampon'ny Ihorombe ny antsoina hoe : "Zone d'Emergence Integré", Ivon-toeran'ny Fampandrosoana Ifotony izay hametrahana ny tanàna maitso... ♦ Sokajian'i Corée-Avaratra ho saribakolin'i Etazonia ny SG firenena Mikambana Antonio Guterres, raha nanameloka ilay tifitra "missile balistique" nataon'ny avy ao Pyongyang...
♦ Notendren'ny Papa François ho Evekan'ny Diôsezin'i Mahajanga i Mgr ZYGMUNT ROBASZKIEWICZ, pretran'ny Fikambanana Misionnaires de la Sainte Famille, Eveka nitantana ny Diôsezin'i Morombe... ♦ Nahasarika mpandraharaha na ireo te ho mpandraharaha hatrany amin'ny 600 isa ilay " Forum national des entrepreneurs" andiany faha-4... ♦ Hitory ireo tambazotra mpandoro ala sy faritra arovana ary ireo mpandripaka ny harem-pirenena ny fikambanana Tato-Miavo miaraka amin'ireo fiaraha-monim-pirenena miaradia aminy... ♦ Fiadiana ny tompon-daka eran-tany, taranja baolina kitra : resin'i Equateur, omaly, i Quatar ekipa mpampiantrano, raha nisantatra ny lalao fifanitsanana isam-bondrona...
21 nôvambra — Raha ao amin'ny Evanjely efatra ao amin'ny Baiboly, dia tsy ahitantsika ny tantaram-piainan'i Maria Virjiny, fa ny boky apocryphe antsoina hoe Protévangile de Jacques no ahitana izany tantara izany. Ny protévangile dia midika hoe "Evanjely voalohany".
• Ho kristianina mitondra hazavana sy hafanana, hanome hafaliana sy fanantenana ho an'ny hafa. Izany hafatry ny Arsevekan'Antananarivon, nandritra ny fankalazana ny Andron'ny Diosezin'Antananarivo... • Nitombo roa indray ny pretra Saleziana Don Bosco. Notanterahana omaly, tany Betafo, ny fanamasinana azy ireo... • Nanatanteraka ny Andro Voalohany ho an'ny Ankizy tao amin'ny Diosezin'i Farafangana, nanomboka ny 22 hatramin'ny 25 aogositra 2025...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco