Ketsa saraka, nahatratra 15 taonina mahery ny vokabarin'i Jeneraly Rabemanantsoa Robert tamin'ny fampiasàna azy. Manamboninahitra ambony misotro ronono nanana andraikitra ambony tao amin'ny tafika malagasy tamin'ny fotoan'andro. Liana amin'ny voly vary.
♦ Naneho ny heviny ny lehiben'ny Governemanta, amin'ny toe-draharaha pôlitika eto amintsika. Tokony avela hiasa aloha ny Governemanta, vao misy fanakianana, hoy ny Praiminisitra Ntsay Christian... ♦ Any amin'ireo mpanolotsain'ny tananan'Antananarivo ny fanapahan-kevitra farany momba ny asan'ireo "Taxi moto", ao an-drenivohitra. Miteraka resa-be izy ity, milaza ny tsy manana tanjona hanome alalana ho azy ireo ny Ben'ny tananan'Antananarivo...
Vokatry ny fifampizarana eo amin'ny mpitantara : manazava kokoa ny tena mahaizy azy izy. Mitaky ny fandaminana ny fiainana ny fanomanana an'io ffifampizarana io, noho izany dia voatery manao jery todika ny fiainany izay mitantara. Katesizy momba ny fifampizarana andram-piainana, iarahana amin'i P. Hermann Solonomenjanahary.
Zoma 27 aogositra 2021 — Herinandro faharaika amby roapolo mandavantaona — Miambena ianareo ary aoka ho vonona: fa ho avy amin’ny ora tsy ampoizinareo ny Zanak’Olona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 25, 1-13
• Tontosa omaly tany Gdańsk, Pologne ny fanamasinana ho Eveka an'i Mgr Marek Ochlak, Evekan'ny Diosezin'i Fenoarivo Atsinanana... • Hotanterahana any Toamasina ny 2 hatramin'ny 6 aogositra 2025, ny Fihaonambe Nasionalin'ny Ibalita eto Madagasikara... • Tsy sakramenta fanaovam-beloma farany ny Fiangonana ny Sakramentan'ny Fankaherezana, hoy ny Arsevekan'Antananarivo, Mgr Jean de Dieu Raoelison...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco