Manohana hatrany ireo rehetra miasa amin’ny sehatry ny ranomasina i Papa François.
♦ Nanambara ny Antoko Otrikafo fa manana vahaolana hanarenana ny toe-karena aorian'ny valan'aretina Coronavirus izy ireo... ♦ Mitaky ny hanaovan'ireo tompon'andraikitry ny CNaPS tatitry ny fitantanana ara-bola ny vondrona sendikaly IndustriAll Madagasikara... ♦ Homarihana amin'ny alahady izao ny fetin'ny Mozika. Hiavaka ny fankalazana ho an'ny IFM ao Analakely...
♦ Natolotry ny Praiministra Ntsay Christian omaly ny drafitra ho fanarenana ny toe-karem-pirenena eto Madagasikara... ♦ Nitombo 61 indray ireo olona voatily fa nahitana ny tsimok'aretina Coronavirus eto Madagasikara... ♦ Hanohy ny fitaikana ireo Nosy malagasy manodidina indray ny Antoko Otrikafo...
Ilaina ny fanomezana fanabeazana ny zanaka amin'ny fampafantarana azy ireo ny lafim-piainana. (17-06-2020)
Ho an'ny tompon'andraikitra isan'ambaratonga eto amin'ny firenena, Ho an'ny vahoaka Malagasy sy ireo olona tsara sitrapo. Homba anareo mandrakariva anie ny fahasoavana amam-piadanana avy amin'i Jesoa Kristy Tompo ! Indroa isan-taona no manao fihaonana lehibe (Assemblée Générale) izahay Vaomieran'ny Eveka momba ny fahamarinana sy fiadanana (Justice et Paix) cto Madagasikara. Tamin'ity taona 2025 ity dia notanterahina ny 08 May ka hatramin'ny 12 May ny fihaonanavoalohany teto Madiorano - Diosezy Toliara....
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco