♦ Hanamafy ny paikady hanamafisana ny fiarovana ny ain'ny mpanao gazety ny OJM. Hisy noho izany ny fihaonan'ny Olafitra amin'ny mpitandro ny filaminana... ♦ Nandray ny toerany ny tale jeneraly vaovao eo anivon'ny CNaPs Rahaingonjatovo Vimbina. Tontosa omaly ny famindram-pitantanana teo aminy sy ny tale jeneraly mpisolo toerana... ♦ Nanamafy Maître Rôrô fa hanao ny ezaka mba handrombahan'i Madagasikara ny medaly volamena mandritra ny lalaon'ny nosy. Efa 30 taona mantsy no tsy nisitrahana izany... ♦ Isan'ny handray anjara amin'ny fihaonana an-tampony handinihan'ny CEDEAO ny raharaha ao Niger rahampitso ny solontena manokana avy amin'ny vondrona eoropeana...
♦ Tontosa androany ny famindram-pitantanana teo amin'ny Tale Jeneraly mpisolo toerana teo aloha tao amin'ny CNaPS, Ramatoa Tsaboto Joslina sy ny Tale Jeneraly vaovao... ♦ Nanoratra taratasy any amin'ny Minisiteran'ny Angovo sy ny Akoran'afo, ny fikambanan'ireo mpitatitra misehatra amin'ny akoran'afo na ny APTH. Nitaraina noho ny tsy fanajan'ny orinasa JIRAMA ny anjara andraikiny amin'ny fandoavana ny volan'izy ireo... ♦ Vonona ary sahy hifaninana amin'ny fifidianana ho avy eo, ny Filoha teo aloha Hery Rajaonarimampianina...
♦ Tany Toamasina omaly no notanterahina ny filan-kevitry ny Governemanta. Ministra 22 isa no niatrika izany, miaraka amin'ny Praiministra. Efa nisy ny fivoriana niarahan'izy ireo tamin'ny tompon'andraikitry ny Faritra Atsinanana, nialohan'izay... ♦ Mitsipaka fiaraha-mitantana ny Loholona Tsiebo Mahaleo, mpomba ny fitondràna, amin'izao mialoha ny fifidianana izao. Hiteraka krisy pôlitika anefa ny fizirizirin'ny mpitondra sy ny mpanohitra amin'ny heviny, hoy kosa ny antoko Fiombonana... ♦ Mpanao gazety iray indray no nisy nikasa hamono omaly hariva. Nisy nidaroka tamin'ny "bois rond" teny Andranomena izy, rehefa nirava avy niasa. Tranga faharoa nahazo ny mpanao gazety tato anatin'ny herinandro izao niseho izao...
♦ Mbola tsy nahazo ny rejisi-pifidianana nasiônaly efa notakiany tamin'ny CENI, tamin'ny herinandro teo, ny antoko Malagasy Miara-Miainga hatramin'izao. Nanazava ny momba izao fitakiana amin'ny CENI izao ity antoko ity, omaly... ♦ Nampitandrina ny mpiasam-panjakàna ny ministry ny asa sy ny asam-panjakàna amin'ny tsy tokony hanaovan'izy ireo fampielezan-kevitra amin'izao fotoana mialohan'ny fifidianana filoham-pirenena izao... ♦ Mbola mitohy ny fampiharana ny "Oniversite maty" eny Ankatso. Miankina amin'ny filan-kevitry ny governemanta manokana amin'ity herinandro ity ny ho avin'ny anjerimanontolo, hoy ny SECES Sampana Antananarivo...
• Notanterahana tao amin'ny Sanctuaire Lakroa Masina ao Łysa Góra ny alarobia 9 jolay 2025, ny fombam-pivavahana namindrana ny reliques an'ny Lakroa Masina, ho entin'i Mgr Marek Ochlak, Evekan'ny Diosezin'i Fenoarivo Atsinanana, ho aty Madagasikara... • Manentana antsika mianakavy hivavaka ho an'ny fianarana mandanjalanja ny Papa, ao anatin'ny Tambajotram-pivavahan'ny Papa maneran-tany, amin'ity vola jolay ity... • Mampirisika ny zokiolona ny Papa, mba hitahiry amim-pitokiana ao amin'ny Tompo ary hanaiky havaoziny isan'andro amin'ny fihaonana aminy, ao anatin'ny vavaka sy ny Sorona Masina. Ambarany izany ao anatin'ny hafatra ho an'ny Andro Maneran-tany faha-5 ho an'ny raibe sy ny renibe ary ny zokiolona...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco