• Nankalazaina tany Antsirabe ny sabotsy 25 avrily 2026 ny tsingerin-taona faha-100, namoronana ny vola malagasy Ariary. Notokanana nandritra izany koa ny masoivoho faha-11 an'ny Banky Foiben'i Madagasikara... • Nankalazaina ny sabotsy teo teny amin'ny sekoly ambony manofana veterinera eny Ambatobe, ny andro maneran-tany ho an'ny mpitsabo biby... • Miverina eo amin'ny tontolo politika indray ny Filohan'ny antoko Fanarenana, Filohan'ny Antenimieran-doholona teo aloha, Razafimahefa Herimanana, rehefa nangingina tao anatin'ny roa taona sy tapany teo ho eo...
• Hiova ho "Université virtuelle", izany hoe hiroso amin'ny fampiasana ny tontolo nomerika ny fampitana ny fampianarana eo anivon'ny CNTEMAD... • Mbola mitoetra ho aretina mamono olona be indrindra eto Madagasikara ny tazomoka hatramin'izao. Isan'ny fantatra izany androany, nandritra ny fanamarihana ny andro maneran-tany iadiana amin'ny tazomoka... • Nankalazaina androany teny amin'ny Kianjan'i Mahamasina ny andro iraisam-pirenena ho an'ny fanatajahan-tena. Lohahevitra nanamarihana izany ny hoe : ny fanatanjahan-tena manala ny sakana mba hifandraisana...
• Lohahevitry ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an'ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety amin'ity taona ity ny hoe : "Manorina ho avy ao anatin'ny fandriam-pahalemana"... • Tobim-pahasalaman fototra, na CSB, miisa 501 no efa nisitraka ny fampidirana herinaratra azo avy amin'ny herin'ny masoandro. Vinavinaina hitombo 90 izany ao anatin'ny 2 volana farany hifaranan'ny tetikasa LEAD... • Fanambin'ny Minisiteran'ny Fanabeazam-pirenena, ny fanomezana fiofanana ireo mpampianatra rehetra miasa amin'ny sekolim-panjakana, hanatsarana ny kalitaon'ny fampianarana...
• Anio zoma 24 avrily no hihaona amin'ireo fikambanan'ny tanora Gen Z eny amin'ny lapam-panjakana Mahazoarivo, ny Lehiben'ny Governemanta. An-jatony ireo fikambanana voalaza fa namaly ny fanasan'ny Praiminisitra... • Sakana amin'ny fananganana orinasa eto Madagasikara ny tsy fahamarinan-toeran'ny fitondrana sy ny kolikoly, raha ny tarikefa hitan'ny EDBM tao anatin'ny 20 taona nijoroany... • Mametraka fanamby hisian'ny teti-bola iombonana ahafahan'ireo mpanoratra Malagasy manonta ny vokatra vokariny ny eo anivon'ny Minisiteran'ny Kolontsaina sy ny Serasera...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco