Ny teny ampiasaina ao amin'ny angano dia ireo mora takatra sy tsotra. Ny angano dia azo ampiarahina amin'ny fihetsika rehefa tantaraina ; ny renibe na ny reny no mpitantara angano. Ny angano dia mitory hanatra, maneho fitsipi-piainana, fanitsiana, fanakianana. Tantara foronina ny angano, mifandroy ny mpandray anjara ao anatiny ary mifanaraka amin'izany ny sehatra sy ny habaka itondrana ny tantara. Lahabolana mampiavaka ny Malagasy ny angano, karazana arofanina ho an'ny fiaraha-monina izy, manarina ny lesoka...
♦ Tafakatra laharana faharoa ao amin'ny vondrona I indray i Madagasikara, taorian'ny fandresena nanoloana an'i Tchad omaly amin'ny fifanintsanana ho any amin'ny Mondial 2026... ♦ Nampiomana nyu mpanjifa ny orinasa JIRAMA fa ho mafy ny delestazy amin'izao fiatrehana ny vanim-potoanan'ny main-tany izao. Taraiky ny loatra ny vahaolan'ny Fanjakàna, hoy ny mpiaro ny zon'ny mpanjifa (PMH) manoloana izany... ♦ Niatomboka omaly ny taom-pianarana vaovao manerana ny nosy. Haharitra 10 volana izany, tsy misy fiovàna firy amin'ny teo aloha ireo tetiandro samihafa efa nofaritan'ny Ministeran'ny Fanabeazam-pirenena...
Eo amin'ny fotoana nanomezan'Andriamanitra taranaka an'i Abrahama no nanomboka ny tantaram-pamonjena. Nino Abrahama, tsy nisalasala tamin'izay nolazan'Andriamanitra taminy, nampanantenain'Andriamanitra taranaka maro. Ankoatra an'i Isaaka dia nampanantenain'Andriamanitra fa ho tonga firenena lehibe ny fianakaviana Abrahama. Ny hoe "israely" manana tandrify hoe " combattant de Dieu"... Katesizy momba an'ny fanambaran'Andriamanitra, iarahana amin'i P. Rakotondramanana Soloniaina Jean Emilien.
• Miatrika ny lalao ihaonana amin'i Tchad, anatin'ny fifanintsanana Mondial 2026, ny Barea, nanomboka tamin'ny 7 ora hariva teo... • Nampiomana ny mpanjifa ny orinasa JIRAMA, fa ho mafy ny delestazy amin'izao main-tany izao. Taraiky loatra ny vahaolan'ny fanjakana, hoy ny mpiaro ny zon'ny mpanjifa PMH, manoloana izany... • Nanomboka androany ny taom-pianarana 2025-2026 manerana ny nosy. Tsy misy fiovana firy tamin'ny teo aloha ireo tetiandro samihafa efa voafaritra, ka tsy hifarana raha tsy amin'ny volana jona amin'ny taona ho avy...
• Avoaka amin'ny fomba ofisialy ny sabotsy 20 septambra 2025, ny Andiany Masindahy Augustin, eo anivon'ny Mpikabary Katolika... • Manentana antsika hivavaka ho an'ny fifandraisan'ny olombelona amin'ny voaary manontolo, ny Tambajotram-pivavahan'ny Papa Maneran-tany, ho an'ity volana septambra ity... • Avy amin'ny Hazofijalina ny fiainana mandrakizay, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fandalinam-pinoana nataony nandritra ny vavaka Angelus, omaly...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco