♦ Noesorin'ny Ministeran'ny fanabeazam-pirenena teny Ampefiloha ny Canal 7 Events sy ny Fahitalavitra Dream in. Tsy misy resaka pôlitika izao raharaha izao fa fanatanterahana didim-pitsaràna hoy ny fanazavàna... ♦ Nilaza ny teo anivon'ny Tendrom-pitsaràna miady amin'ny kolikoly omaly fa tsy marina ny filazàna fa lany paik'ady, ka tsy tokony hisy tohiny intsony ny fanenjehina an'Andriamatoa Mbola Rajaonah... ♦ Tanora maherin'ny 2 tapitrisa no ezahina hiditra anatin'ny sehatry ny asa ato anatin'ny 5 taona, aorian'ny fanarahana fiofanana arak'asa. Natomboka omaly tety amin'ny distrika Ambohidratrimo izany fandaharan'asa izany, omaly... ♦ Misy mangirana kely ny mety hiatoan'ny adin'ny Israeliana sy ny Palestiniana any Gaza...
♦ Nosoniavina androany tolakandro teny Anosy ny tetikasa vaovao izay iarahan'ny FAO sy ny Ministeran'ny Fambolena sy ny Fiompiana... ♦ Tanora miisa 2 tapitrisa no kendrena hiditra eo amin'ny sehatry ny asa, ato anatin'ny dimy taona, ao aorian'ny fiofanana araka asa homena azy ireo... ♦ Nesorin'ny Minisiteran'ny Fanabeazam-pirenena tao amin'ny toerana nisy azy eny Ampefiloha ny Canal 7 Events, sy ny fahitalavitra Dream'In androany maraina...
♦ Ho tanterahana ny 23 hatramin'ny 25 aogositra 2024, ny Kôngresy Eokaristika Nasiônaly, any amin'ny Arsidiôsezin'Antsiranana. Lohahevitra entina hiainana io Kôngresy io ny hoe: “Ny fihavanana no manasitrana izao tontolo izao. Mpiray tampo avokoa ianareo rehetra”... ♦ Nanentana ny rehetra hametraka amin'ny toerana ambony ny asa fanabeazana, i Mgr Jean de Dieu Raoelison, ary nanome hafatra sy fampianarana mifantoka amin'izay asa fanabeazana izay, tao anatin'ny fankalazana ny fetin'i Masindahy Joany Bosco...
♦ Nanomboka nangorona entana teny Ampefiloha ny orinasa Canal 7 Event's. Tonga hanafoana ny fifanaraham-piaraha-miasa 3P amin'ity orinasa ity ny mpitandro ny filaminana sy ny tompon'andraikitry ny minisitera, ny maraina teo... ♦ Andrasana ny fanadihadiana momba ilay 154 tapitrisa Ariary, teny amin'ny Antenimieram-pirenena. Vola saika hividianana fahana, saingy nisy nanodinkodina... ♦ Tombontsoa lehibe azon'i Madagasikara tamin'ny COP-28 natao tany Dubai, ny hisitrahana ilay tahirim-bola hamatsiana ireo firenena marefo amin'ny fiovan'ny toetrandro...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco