• Nametraka fitoriana androany ny fianakavian'ireo lasibatra sy ny orinasa niasan'ireo mpiasa voalaza fa voatifitry ny polisy teny Namontana... • Lohalaharana amin'ny olan'ny fanabeazana maneran-tany ny tsy fahampian'ny mpampianatra, hoy ny Masoivoho Malagasy eo anivon'ny UNESCO, Christine Razanamahasoa... • Tompondaka lefitra, tamin'ny fifaninanana natao tatsy Maurice, ny Maki Lehilahy...

• Notanterahina omaly teo amin'ny kianja Lycée Technique Marie Auxiliatrice Ivato, ny famaranana ny fankalazana ny faha-40 taona nahatongavan'ny Masera Filles de Marie Auxiliatrice teto Madagasikara... • Fankalazana maro sosona no notanterahina tao amin'ny Arsidiosezin'Antsiranana omaly... • Tanim-boaloboka tsy maintsy kolokoloina amim-pahamarinana ny Eglizy, hoy ny Papa Léon XIV omaly, nandritra ny vavaka Angelus...

♦ Afaka miditra malalaka any Botswana tsy mila VISA manomboka izao ny teratany Malagasy, vokatry ny fiaraha-miasa eo amin'ity firenena ity sy Madagasikara... ♦ Nihatra nanomboka androany ny fiovana amin'ny vidin-tsolika eto Madagasikara, nijanona tamin'ny vidiny teo aloha ny lasantsy sy ny gazoala raha nahitana fiakarany 200 Ariary isaky ny litatra ny solika fandrehitra... ♦ Nidina nanao fanadihadiana teny Namontana, toerana nisian'ny fitifirana ireo mpiasan'ny gastro pizza ny avy amin'ny police-judiciaire, nijery raha nisy ny fihoaram-pefy nataon'ny mpitandron'ny filaminana...

♦ Notanterahina omaly teo amin'ny kianjan'ny Kianjan'ny Lycée technique Marie Auxiliatrice, Ivato, ny famaranana ny fankalazana ny faha-40 taona nahatongavan'ny Masera Filles de Marie Auxiliatrice (FMA) teto Madagasikara... ♦ Hanamafisana ny ady amin'ny kolikoly, ny dahalo ambony latabatra, ny fanondranana antsokosoko ny harem-pirenena, ny vahaolana amin'ny famatsiana jiro sy rano ary ny vidin-tsolika hoy ny Praiminisitra Rajaonarison Mamitiana... ♦ Miverina indray ny olan'ny famoahana permis biométrique, mangataka amin'ny fitondrana mba hamerenana amin'ny hendriny baoritra mavokely ny sendikan'ny auto-école...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 19 ôktôbra 2026

• Tontosa ny alakamisy 15 ôktôbra 2026 tany amin'ny Diosezin'Ambositra, ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny Taom-pianarana 2026-2027 eo anivon'ny Sekoly Katolika manerana an'i Madagasikara... • Hotontosaina ny 8 nôvambra 2026 ny fanamasinana ho Eveka an'i Mgr Mariusz Kasperski, Eveka Mpanampy ao amin'ny Arsidiôsezin'i Toamasina... • Nisaotra ireo mpino nivavaka ho azy tamin'ny fandidiana azy ny Ray masina, nandritra ny Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...